Maison d'hôtes Akany Fifaliana

Maison d'hôtes Akany Fifaliana Havre de paix 30

Milalao♣️♥️♦️♠️  mamarana ny volana📅 eto. Famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miaf...
31/05/2026

Milalao♣️♥️♦️♠️ mamarana ny volana📅 eto.

Famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Soava maraina Tompoko, dia hitondra aina anie ny sakafo maraina anio.
30/05/2026

Soava maraina Tompoko, dia hitondra aina anie ny sakafo maraina anio.

Langoustes 🦐, crabes🦀, camarons🦞, narahina akoho gasy 🍗, sosisy, poitrine de porc🍛 sy côte de bœuf grillés. Mazoto Tompo...
29/05/2026

Langoustes 🦐, crabes🦀, camarons🦞, narahina akoho gasy 🍗, sosisy, poitrine de porc🍛 sy côte de bœuf grillés.
Mazoto Tompoko.

Famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Efitra 🛋️ fanampiny mahazaka olona 2️⃣na 4️⃣ raha toa ka ho avy maro🚶‍♀️‍➡️🚶‍➡️ ianareo. Famandrihantoerana 📅amin'ny ala...
28/05/2026

Efitra 🛋️ fanampiny mahazaka olona 2️⃣na 4️⃣ raha toa ka ho avy maro🚶‍♀️‍➡️🚶‍➡️ ianareo.

Famandrihantoerana 📅amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Nitondra sakafo🍲 nohanina anio antoandro🌤️ ny vahiny natory taty alina 🎇.Manana vata fampangatsiahina 🎚️ lehibe natokana...
27/05/2026

Nitondra sakafo🍲 nohanina anio antoandro🌤️ ny vahiny natory taty alina 🎇.
Manana vata fampangatsiahina 🎚️ lehibe natokana ho an'ny vahiny👫 moa ato
Afaka mampanao 👩‍🍳sakafo na manao komandy📜 koa ianareo.

Aza adino ny manao famandrihana 📅 efitra 🛋 na toerana ety ivelany 🏡amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

Afaka tonga vao maraina ☀️dia mivoaka harivariva🌥️ ianareo raha hanofa toerana hanaovana fihaonana. 👨‍🎤💃👫eny ivelany man...
26/05/2026

Afaka tonga vao maraina ☀️dia mivoaka harivariva🌥️ ianareo raha hanofa toerana hanaovana fihaonana. 👨‍🎤💃👫eny ivelany manararaotra ny zaridaina

Famandrihantoerana 📅amin'ny alalan'ny hafatra miafina 📧na whatsApp 📞034 35 524 65

24/05/2026

Faramparany 💃🕺
Mankasitraka 🙏

Manomboka ny party raclette 🍱 anio. Ireto avy no ilaina -jambon cru  🥩- copa - saucisson sec na rosette 🍣- cornichon 🥒ou...
23/05/2026

Manomboka ny party raclette 🍱 anio.
Ireto avy no ilaina
-jambon cru 🥩
- copa
- saucisson sec na rosette 🍣
- cornichon 🥒ou oignons au vinaigre 🧅 ou radis 🫜
- pommes de terre 🥔
Afaka asiana vin rouge 🍷 na rosé ho an'ireo izay mankafy. 🤷

Indro ny efitra🛋️ ho an'olondroa 🙎🙎‍♀️ atolotra anio.
22/05/2026

Indro ny efitra🛋️ ho an'olondroa 🙎🙎‍♀️ atolotra anio.

Fitiavana💛, Fahasoavana💜, Fifaliana  ❤️A la manière de Frida KAHLO
21/05/2026

Fitiavana💛, Fahasoavana💜, Fifaliana ❤️
A la manière de Frida KAHLO

Address

Vontovorona
Alakamisy

Telephone

+261386725066

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison d'hôtes Akany Fifaliana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share