11/07/2026
Vacance ny andro. Oento maka rivotra sy miova rivotra ny ankizy fa ilainy sainy sy ny vatany izany
🍀 Andao anao vancance manodidina Ambatolaona eh
❤️Ambatolaona,
❤️Manjakandriana,
❤️Mandraka,
❤️Ampasipotsy,
❤️Mantasoa,
❤️Marozevo,
❤️Sahamaintsoanala, sns... (Tsy lavitra anay daoly ireo toerana ireo)
🍀Ampasipotsy Ambatolaona misy 🏡BUNGALOWS na 🏘️trano fatoriana milamina tsara
💯 Am toerana calme, madio ary securisé 💯
💡 Misy jiro sy 💧 rano
🐮🐓🐄🐤🐂Ahitana akoho amam-borona sy omby ao anatiny la cours
🚗🚘🚙🚲🚃🏍 Misy parking anaty la cours 💯
🍽🍴🔪 Afaka mikarakara sakafo ianao ra mitondra fitaovana 🚫 saingy tsy mahazo mampiasa fatana electrique toy ny resistance, rice cooker... ❌mampanofa fitaovanazahay saingy manolo izay manimba.
🍽️ Afaka misakafo eny akaikikaiky eny nareo fa zahay tsy manana sakafo
✔Misy chambre familiale 💰 a partir 90.000ar nuitée.
✔ Misy chambre couple 💲 40.000ar nuitée pour 2 adults max
❌Ny nuité nareo tompoko dia tapitra 12h (midi) ny jour manaraka
❌ Tsy manana activité izahay fa fatoriana iany 😋
🏘 Ny ahitana anay
https://www.facebook.com/100086626213774/posts/745094548388079/?app=fbl
😍Ny avantage mipetraka ato aminay dia afaka mijery tanana hatrany Mantasoa ianao ary koa afaka mijery tanana hatrany Marozevo (rn2)
Tsy dia mamaly mp fa antsoy ny laharana
📞038 46 914 92
📞033 78 389 73
📞037 78 251 17
📞034 13 407 80
Pour plus d'information et reservation