HÔTEL Eden Bea Ampefy

HÔTEL Eden Bea Ampefy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from HÔTEL Eden Bea Ampefy, Hotel, Ampefy.

😍🇲🇬 FIALAN-TSASATRA FENO FILAMINAN-TSAINA FÔNA NY MIARAKA AMINAY !!!! Chambre tout confort avec parking assuré !🚘☎ : 038...
05/09/2025

😍🇲🇬 FIALAN-TSASATRA FENO FILAMINAN-TSAINA FÔNA NY MIARAKA AMINAY !!!!

Chambre tout confort avec parking assuré !🚘
☎ : 038.60.919.70
033.78.164.62
📲 : HÔTEL Eden Bea Ampefy

🚨🕺🏿💃🏿  TENA AMIN'NY ENDRINY VAOVAO BE NY CHAMBRE NTSIKA ATY AMPEFY !Ela ela tsy hita satria variana tamin'ny fanatsarana...
27/08/2025

🚨🕺🏿💃🏿 TENA AMIN'NY ENDRINY VAOVAO BE NY CHAMBRE NTSIKA ATY AMPEFY !

Ela ela tsy hita satria variana tamin'ny fanatsarana tato anatiny ny ekipa mamy tsika. Efa mitohy ny fandraisanay anareo hitsidika anay aty Ampefy ! 😊🎋

Chambre tout confort avec parking assuré !🚘
☎ : 038.60.919.70
033.78.164.62
📲 : HÔTEL Eden Bea Ampefy

GSY MISY IZAY TSY MIAIKA FA TOERANA  ANISANY MAFINARITRA AFAKA ANAOVANA VACANCES RAHA ETO MADAGASIKARA I AMPEFY SY NY MA...
11/07/2024

GSY MISY IZAY TSY MIAIKA FA TOERANA ANISANY MAFINARITRA AFAKA ANAOVANA VACANCES RAHA ETO MADAGASIKARA I AMPEFY SY NY MANODIDINA AN'NY ITASY... 👨‍👩‍👦‍👦🇲🇬

Akohatrin'ny toerana mihavaka maro dia mbola misy Biby sy piscine naturelle maro eto Ampefy. Izay tsy lavita an'ny Hôtel EDEN BEA, izay efin-trano fivantanana ho anao izay manampanirihana hamangy ity toerana ity.

A" verina hatrany fa izay fianakaviana rehetra nandalo teto Ampefy fa indrindra ny mivantana ato amin'ny Hôtel Ampefy EDEN BEA dia hafa-po avokoa ".

☎️ : 038 60 919 70

🌷👨‍👩‍👦‍👦 Izay fianakaviana rehetra misafidy ny hanao fialahan-tsahatra aty Ampefy, ka tonga mitsidika ato amin'ny Hôtel ...
02/07/2024

🌷👨‍👩‍👦‍👦 Izay fianakaviana rehetra misafidy ny hanao fialahan-tsahatra aty Ampefy, ka tonga mitsidika ato amin'ny Hôtel Eden Bea Ampefy dia saika ho hafa-po avokoa.

Satria tompon-toerana ny mpitantana ato ka mahafantatra ny tantara sy ny toerana manana ny maha izy azy eto Ampefy sy ny faritra manodidina azy . 🇲🇬

☎️ Téléphone : 0386091970.............................................

Toute les familles qui choisit de faire une vacance à Ampefy et de venir visiter l'Hôtel Eden Bea Ampefy sera ravie.

Parce que le responsable ici est local et connaît l'histoire et les lieux importants ici à Ampefy et dans ses environs.

☎️ Téléphone : 0386091970.............................................

All families who choose to have a vacation in Ampefy and come to visit Hotel Eden Bea Ampefy will be delighted.

Because the person responsible here is local and knows the history and the important places here in Ampefy and its surroundings.

☎️ Téléphone : 0386091970

📷 : HÔTEL Eden Bea Ampefy

MAFANA BE NY ANDRO EH ? 🌞Hoy i Tojo Mahasarika : "  Rehefa mankany any amizany ampefy izany Dia ireto toerana ireto no t...
07/10/2023

MAFANA BE NY ANDRO EH ? 🌞

Hoy i Tojo Mahasarika : " Rehefa mankany any amizany ampefy izany Dia ireto toerana ireto no tsy maintsy aleha raha tsy izany otrany tsy tany ". ❤️

Tena marina tokoa izay ary anisany mampihavaka ity faritra ity ireto toerana nitsidihany izao. 🤩🇲🇬

Izahay ato amin'ny EDEN BEA dia vonona foana handray anareo na olona tsotra na fikambanana fa indrindra ho antsika fianakaviana.

📞 : 038.60.919.70
032.62.443.17

Ampefy is a small town 120 kilometers from the capital Antananarivo. It is a very simple town, a provincial town like an...
16/08/2023

Ampefy is a small town 120 kilometers from the capital Antananarivo. It is a very simple town, a provincial town like any other, but it attracts visitors every weekend. 🤩🇲🇬

For those of you who want to visit Ampefy, don't hesitate to write directly here, we are ready to welcome you at HÔTEL Eden Bea Ampefy.
...........................................

Ampefy est une petite ville à 120 kilomètres de la capitale Antananarivo. C'est une ville toute simple, une ville de province comme une autre, mais qui attire des visiteurs tous les week-ends. 🤩🇲🇬

Pour ceux d'entre vous qui souhaitent visiter Ampefy, n'hésitez pas à écrire directement ici, nous sommes prêts à vous accueillir à l'HÔTEL Eden Bea Ampefy.
............................................

Tanàna kely mirefy 120 kilometatra miala an’Antananarivo renivohitra i Ampefy. Tanàna tena tsotra izy io, tanàn-dehibem-paritany toy ny hafa, saingy mahasarika mpitsidika isaky ny faran'ny herinandro. 🤩🇲🇬

Ho anao izay maniry ny hitsidika an'ny Ampefy dia aza misalasala manoratra mivantana ato fa vonona ny handray anao hatanana izahay ato amin'ny HÔTEL Eden Bea Ampefy.

© : HÔTEL Eden Bea Ampefy

Address

Ampefy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HÔTEL Eden Bea Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category