Domaine "Isekely Ihany" Itasy

Domaine "Isekely Ihany" Itasy misy filalaovan'ny ankizy. Toerana tsara kanefa tsotra sy amin'ny sarany mirary.

Ny Domaine "Isekely Ihany" dia toerana malalaka, anaty natiora milamina, fitsangatsanganana, fanaovana pique-nique, hafaka hilasiana (Camping) raha mitondra fitaovana.

12/06/2026

Mahasalama ny miaina anaty natiora sy ny filaminan-tsaina!! Ilaina koa ny mihataka kely ny tanan-dehibe mba ampivelatra ny jery ๐ŸŒฑ๐Ÿ•๏ธ

Mandeha ny fotoana 2022 vs 2026
11/06/2026

Mandeha ny fotoana 2022 vs 2026

18/05/2026

Efa akaiky ny fety, andao hiaraka hihira Isekely Ihany

13/05/2026

Ho fanokafana ny fety amin'izao vanim-potoana ny Pentecรดtes izao dia tonga ety amin-tsika ety Ampefy ny Mahaleo Taranaka ny 23 Mai 2026 ao Andranomadio (1km @ lalana mankeny amin'ny รŽlot de la Vierge) . 50.000 Ar ny vidim-pidirana (chez Jacky / Hotel Voara ). Voafetra ny toerana!! @ 5 Ora hariva no manomboka ny fiarahana!! Tongava maro hiaraka amoron'afon-dasy isika!!

Mahafinaritra tokoa ny mankafy ny andro maraina miaraka amin'ireo vokatrin'ny tany ๐ŸŒพ๐Ÿฅฌ๐Ÿ…๐Ÿณ!!Efa manakaiky ny   , fotoana ts...
07/05/2026

Mahafinaritra tokoa ny mankafy ny andro maraina miaraka amin'ireo vokatrin'ny tany ๐ŸŒพ๐Ÿฅฌ๐Ÿ…๐Ÿณ!!
Efa manakaiky ny , fotoana tsy misy orana aty Itasy, tsy toy ny P***a ๐ŸŒž๐ŸŒป

Address

Amboasarikely
Ampefy
118

Opening Hours

Thursday 10:00 - 20:00
Friday 10:00 - 20:00
Saturday 10:00 - 20:00
Sunday 10:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Domaine "Isekely Ihany" Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category