27/10/2026
.... Mankasitraka an ireto famille Olivianne mamy kely ireto nivahiny tato Serenity Hotel Ampefy ♥️🙏 amin manaraka ndray ô 🥰
Manasa anareo izay mbola tsy tato aminay mba handalo ee 😍
📞034 54 493 89