19/10/2026
Eto dia misaotra betsaka anareo izay nameno n'y bungalow-nay tamin'ny week-end téo, indrindra ho an'ilay client fidèle be. Mankasitraka anareo rehetra tompoko.
Ary manasa anareo izay mbola tsy nandalo teto amin Imahatazana - Ampefy, Ilay manontany prix fotsiny ireny mba ho
tonga fa ho raisinay am-pitiavana tompoko, andramo fa tsy hanenenanao!
Toerana calme be, tsara vue, tsara rivotra, Ary mahafa-po n'y fandraisana tompoko.
Marihina hatrany fa misy eau chaude, wifi, TV n'y trano, misy aire de jeux, Ary n'y coin cuisine dia efa misy fitaovana daholo, tsy misahirana mitondra intsony hianareo.
Tél: 0349077346/0331103456
whatsapp:0320498649