Madagascar Espace

Madagascar Espace 4 grandes salles de réception, 3 piscines avec toboggan,une aire de jeux,1 terrain de foot à 7

28/12/2025

🎉 MADAGASCAR ESPACE🎉
BEHINTSY - ROUTE BY- PASS
Ndao hamalona ny taona 2025 ka handray ny taona vaovao 💫2026💫
hiaraka amin'i :👉
💥RAOUTO & CHANTAL💥
( au grand complet )
Grande salle BAOBAB à partir 18h30
👉Paf: 60000ar ( Buffet sur table )
25000ar ( Boisson Pm + collation )
Hisokatra koa ny Espace RAVINALA ka ahitanao animation artiste isankarazany:
👉GLOPÔPÔPY🎼💃🕺
,👉NDRINA🎸
👉PEPE🎹
ao @ TERASSE kosa hisy ny Jeux divers toy ny Belotes,Fanorona,Echec,Dominos..Izay hanolorana Cadeaux surprises ho an'ireo pandresy💌
Hisokatra ihany koa ny 👙piscine 🌠nocturne ho antsika Ilay efa zatra mamarana ny taona ao💫
INFOLINE ☎️ 034 07 717 26 / 11
033 23 717 26 /11 /18
PARKING SÉCURISÉ

30/11/2025
Dia nilaozanao Ilay toerana tsy foinao ,nanoloranao ny talenta nanananao,nampifaly,nampitsinjaka ireo client teto @ Mada...
30/11/2025

Dia nilaozanao Ilay toerana tsy foinao ,nanoloranao ny talenta nanananao,nampifaly,nampitsinjaka ireo client teto @ Madagascar Espace antaonany maro.. Iza no tsy nanaramaso sy nitehaka rehefa ianao Ilay miventso ny hiran'i 🎉Ray Charles ''SWEET MEMORIES''..na Ilay an'i 🎉Louis Armstrong
'WHAT A WONDERFUL WORLD ''iny .. sy ny maro hafa e,hainao ny nampitsinjaka ireo mpitsidika antsika nifanaraka @ fiaviany avy .. ka nitotorebika
nalain'isaraka😭😭..
💫 REPOSE EN PAIX 💫
ADOLPHE RASOLOFO...🌠

💢MADAGASCAR ESPACE.💢 Manolotra ho anao mandritra ny faran'ny herinandro ity                        🍃 FAH'DONIO 🍃au multi...
20/11/2025

💢MADAGASCAR ESPACE.💢
Manolotra ho anao mandritra ny faran'ny herinandro ity
🍃 FAH'DONIO 🍃
au multi grand complet :
👉 Défilé de Mode🥼👙🦺🧥
Fandaharampotoana:
👉Zoma 21/10..VERNISSAGE DE L'EXPOSITION, CONFÉRENCE DE PRESSE.
👉 ASABOTSY 22/10..à10h Valandresaka hamelabelarana ny lohahevitra :
💥ISIKA REHETRA MIARA- MAMIRATRA..
hifampizarana @ ireo mpisehatra (Pasteur,Économiste, Informaticien, Artiste)
à 14h : fampisehoana hiarahana @ 'i
⚡FAH'DONIO au grand complet :
( music,dance, défilé de mode)
ALAHADY 23/10:
👉Defilé de mode et Dance💃🕺
PAF: 10000Ar
Infoline: 0324890524
0383263927
0346649545
👉Fanamarihana: ity hetsika ity dia hafindra eo @ M'HOTEL AMPEFILOHA
ampitan'ny ENS noho ny toetrandro koa hialana tsiny aminareo namandrika sahady tompoko🙏
parking sécurisé

🎉 MADAGASCAR ESPACE 🎉 Route BY-PASS - AMBOHIMANGAKELY 🌈Ndao amzay ndray àry fa efa mafana ny andro.. hilomana,hitsinjaka...
31/10/2025

🎉 MADAGASCAR ESPACE 🎉
Route BY-PASS - AMBOHIMANGAKELY
🌈Ndao amzay ndray àry fa efa mafana ny andro.. hilomana,hitsinjaka,hihira,hialavoly é! 🥰
👉hiaraka @ 🎧DJ - K A Y🎧 isika an
🎤Karaoké 10h à 14h
💃 Dancing 14h mandrampirava 🕺
TARIF : accès 3 Piscines 6000ar/p
aire de jeux enfants 6000ar/p
Mahazo mitondra sakafo hatrany 🍺🥣
AZA HADINO: Bonnet de bain obligatoire
( mampanofa izahay raha tsy nitondra)
PLUS D'INFOS :☎️034 66 495 45
033 14 415 57
034 07 717 26
👍Tongava maro fa malalaka n'y toerana

Address

Entre Rond Point Rocade Est Et Rond Point Ambohimangakely Rn2
Antananarivo

Telephone

+261346649545

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Espace posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Madagascar Espace:

Share