Bungalows AREA Malaza - Tél. 0349498545

Bungalows AREA Malaza - Tél. 0349498545 Nos bungalows à partir de 10.000 Ar...

06/04/2026

Tena samy manana ny programa nandaniany an'ilay LUNDI DE PÂQUES marina kay ! ☺️🙈

Tsy voatery mikatona trano fotsiny ange aty amin'ny Bungalows AREA fa malalaka be koa ato ny Espace e !... ☝️☺️
23/02/2026

Tsy voatery mikatona trano fotsiny ange aty amin'ny Bungalows AREA fa malalaka be koa ato ny Espace e !... ☝️☺️

12/01/2026

BUNGALOWS AREA :: Efa mahazo RÉSEAU daholo ny chambres rehetra ! 😎
Tsy mila mivoaka PARKING intsony rehefa miantso vady ! 😅🙈

06/01/2026

BUNGALOWS AREA :: Rehefa ilay tonga misasakalina andro fety iny dia asain'i VICTORIEN miakatra any amin'ny TSIKY TSIKY by AREA raha vao taraiky !... ☝️😅

ALIGNALY :: RÉVEILLON 2026 - Mercredi 31 décembre 2025 à partir de 21h à l'aube. 😎🔴 AU PROGRAMME :- KARAOKÉ de 12h à 21h...
30/12/2025

ALIGNALY :: RÉVEILLON 2026 - Mercredi 31 décembre 2025 à partir de 21h à l'aube. 😎

🔴 AU PROGRAMME :
- KARAOKÉ de 12h à 21h
- DISCOTHÈQUES à partir de 21h.

😱 ENTRÉE GRATUITE !
🔥 CONSOMMATION OBLIGATOIRE !

🟢 Menu à la carte, grillades, boissons, etc...

🟡 AREA BUNGALOWS : Nos chambres à 15.000 Ar la nuitée à partir de 17h.

📞 Plus d'infos : 0349498544

BUNGALOWS AREA :: Ireo karazana TARIFS aty aminay !... 🔥
22/12/2025

BUNGALOWS AREA :: Ireo karazana TARIFS aty aminay !... 🔥

AREA BUNGALOWS :: Olona mihoatry ny 2 anaty chambre iray ? ☝️☺️🔥 Betsaka ianareo no manontany anaty MP hoe mandray olona...
07/12/2025

AREA BUNGALOWS :: Olona mihoatry ny 2 anaty chambre iray ? ☝️☺️

🔥 Betsaka ianareo no manontany anaty MP hoe mandray olona MIHOATRY NY ROA anaty chambre ve ny ato aminay ? Ohatra hoe lahy 1 sy vavy 2 na lahy 2 sy vavy 1, na lahy 2 sy vavy 2, etc. Indraindray aza mihoatry ny 4 ihany koa...

Dia hovaliako eto mba ho haingana sy mazava :

🔴 Efa nanandrana izahay tamin'ny taona 2017 hoe OBLIGATOIRE olona roa foana ihany no anaty chambre satria ho an'ny COUPLE daholo ny Bungalows ato (ankoatry ny DORTOIRS). Dia inona no mitranga ? Maka chambres miisa 2 ihany ilay olona dia amin'ny alina ry zareo mifanatona dia mitambatra ihany ary milamina tsy nokitihina ilay chambre ilany.

🔴 Ka mba hanaovanay ÉCONOMIE DE CHAMBRES dia nataonay hoe : 🙈

- 1 ou 2 personnes = 1 chambre, izay aloha ny règlement ato anatiny.

- 3 ou 4 personnes = na izy ireo maka chambres miisa 2 dia prix roa samihafa, na izy ireo maka chambre tokana fa fois 2 ny prix. Dia hita fa maka chambre tokana foana ny olona te-hitambatra 3 na 4 !

- 5 ou 6 personnes = na izy ireo maka chambres miisa 3 dia prix telo samihafa, na izy ireo maka chambre tokana fa fois 3 ny prix. Dia hita fa maka chambre tokana foana ny olona te-hitambatra 5 na 6 !

😱 Ny maximum efa hitanay dia 11 personnes : 4 lahy sy 7 vavy... Nanana safidy izy ireo na naka DORTOIRS na naka chambres miisa 6 dia prix enina samihafa na hitambatra chambre tokana fa fois 6 ny prix. Dia naka CHAMBRE TOKANA ry zareo !...

☝️ Fa calme aloha : mila TSY RATSY SAINA koa ange fa mety mpianakavy tsy mifankafoy fotsiny ireo e ! Mety mba te-hiaraka hijery télé fotsiny na mba te-hanao jeux de cartes na te-hidabo-tany ny sasany ! Soirée pyjama e !

🤗 Ireo nalefako eo ireo ny TARIFS ary efa teo hatramin'izay ny tarifs mihoatra ny 2 personnes fa tsy zava-baovao ka aza misalasala sy mody menatra intsony fa na ny ACCUEIL aza efa tsy taitra amin'io resaka io ankehitriny...

Misaotra tompoko ! 🙏☺️

01/12/2025

TSIKY TSIKY BY AREA :: Ilay izy ange mody hoe 5.000 AR PAR HEURE saingy mizesta be ianareo miteny aminay hoe ataovy 3 HEURRRES (mi-rouler R) mihitsy e ! 😎

🔥 5.000 Ar PAR HEURE kosa ny TARIF ao amin'ny TSIKY TSIKY by AREA (any ambonin'ny ESPACE AREA fa tsy any amin'ny BUNGALO...
28/11/2025

🔥 5.000 Ar PAR HEURE kosa ny TARIF ao amin'ny TSIKY TSIKY by AREA (any ambonin'ny ESPACE AREA fa tsy any amin'ny BUNGALOWS AREA any ambany saingy samy ato amin'ny Domaine AREA daholo ihany) :

❌ Tsy misy télé !
❌ Tsy misy wifi !
Sady atao inona koa moa izany rehefa TARIF PAR HEURE e ? ☝️😅 - Handoa vola hijery télé sa handoa vola hi-connecte fotsiny anaty chambre ? 🙈

❌ Tsy misy moquette ny sol ary tsy misy décoration ny rindrina.
❌ Tsy misy RANOMAFANA saingy do**he intérieure kosa.
❌ WC EXTÉRIEUR iraisana isaky ny étage.

Misy 15 CHAMBRES amin'io format io ato aminay. Madio tsara ny trano izay hitanareo eo amin'ny sary fa mitovitovy amin'ny BUNGALOWS AREA any ambany ihany ! 🙏☺️

25/11/2025

ESPACE AREA :: 23/11/2025 - L’ambiance bord de mer, sans faire des kilomètres. 🌴😎

19/11/2025

BUNGALOWS AREA :: Nohatsaraina daholo ny chambres ato aminay ankehitriny ! 😎💪

Novaina ihany koa ny TARIFS :

🔴 20.000 Ar ny atoandro (Day Use) mivoaka alohan'ny 17h.

🔴 15.000 Ar ny alina (Night Use) miditra aorian'ny 17h.

🔴 35.000 Ar ny atoandro sy alina (Full Day) mivoaka alohan'ny 8h ny ampitso.

🔥 Vaovao kosa ny concept DORTOIRS : maromaro izy ato ka 30.000 Ar hatramin'ny 80.000 Ar antonona olona 4 hatramin'ny 16.

🟢 Ny Restaurant ao amin'ny ALIGNALY kosa no manao ny SAKAFO ankehitriny ! ☺️

Fanazavana fanampiny :
Whatsapp : 0341233231

Address

Espace AREA MALAZA Ampitatafika (Akaiky FENOARIVO)
Antananarivo
102

Telephone

+261349498545

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bungalows AREA Malaza - Tél. 0349498545 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bungalows AREA Malaza - Tél. 0349498545:

Share