Centre de Loisirs Tsiadana

Centre de Loisirs Tsiadana restaurant
chambre d'hôte
karaoké : vendredi

08/01/2026

Miarahaba ny mpanaraka ny CLT Tsiadana rehetra amin'izao taona 2026 izao.
Ilazana isika rehetra fa misokatra izahay (karaoké) rahampitso zoma 9 janoary 2026 manomboka amin'ny 12 ora sy sasany

27/10/2025

Miarahaba ny rehetra, hilazana isika fa misokatra ny CLT Tsiadana ny zoma 31 oktobra 2025 miaraka amin'i Voahangy Raharisoa II sy ny clavieriste manomboka amin'ny 13h.
Misy ihany koa ny karaoké.

05/06/2025

Miarahaba tompoko
Ilazana isika fa misokatra CLT rapitso zoma 6jona2025.vend manifaik.tongava maro

14/05/2025

CLT kou dia manana chambre d hote vitsivitsy indrindra oanareo mandalo eto Tana avy province zay maro tokoa
Tel 034 35 036 08
033 03 254 23
Misaotra tompoko

14/05/2025

CLT d mandray anniversaire na fiancaille mariage bapteme sns....otra mahazatra ary zoma manifaik moa d toy ny fanao misy ny pihira matihanina sy pitendry kou.
Tel 034 20 513 95
034 17 270 44

14/05/2025

Manaona dolo tompoko
Manana entrepot apanofaina ny CLT zay liana.300mille ar par mois hofany.iangavina anantona na tel 034 60 847 70
034 20 513 95.misaotra tompoko

31/10/2024

Manaona dolo oh
Ilazana isika fa misokatra CLT rahapitso 1er novembre 2024.zoma magnifik otra maazatra e.togava maro.Voahangy sy Danny sy izy rolahy dj no ao

19/01/2024

Bola madray mariage these bapteme anniv ary indrindra reunion de famille(zay betsaka tokoa amzao)eto CLT.tongava manao fety tompoko

19/01/2024

Bonne Annee 2024 daolo isika rehetra d itondra soa anie ty taona ty.
Mampatsiahy fa mitohy zoma manifik antsika manomboka 12atoadro miaraka Voahangy sy Dany ary Nandrian dj
Anio 19janvier misokatra zaay amreo nantany(satri nisy cyclone)fa efa tsara ny zndro e👍👍

Manasa atsika rehetra mba hotonga  eto@ c l t.tsiadana.revellion mafana!!Bassiste : Eric Rafidison (de Paris)
27/12/2023

Manasa atsika rehetra mba hotonga eto@ c l t.tsiadana.revellion mafana!!

Bassiste : Eric Rafidison (de Paris)

16/09/2023

SALAMA DAOLO DRAY TOMPOKO.CLT TSIADANA IANY E.MAPATSIAHY ANTSIKA MPANJIFA FA MANDRAY
MARIAGE ANNIV BAPTEME THESE SNS....IZAHAY.
RESTAURANT MOA MIARAKA AM CHEF DONGA LEON ARY DJ I FANOU DEEJEY.
CABARET VENDREDI MAGNIFIQUE IARAHANA AM CLAVIERISTE MAHAY SY VOAHANGY TSARA FEO SY ISIKA REHETRA
INFO:034 20 513 95
034 35 036 08
034 17 270 44
DIA MIANDRY ANTSIKA FINARITRA CLT
CHAMBRE D HOTE MOA DIA ANANANTSIKA RAHATEO INDRINDRA OANAREO AVY PROVINCE EFA MAHAZATRA
MISAOTRA TOMPOKO

12/11/2022

Manaona daolo tompoko.
CLT d manana trano ahofa manomboka 1er decembre 2022 ka toy izao:
Bureau misy 2grandes salles(800milleariary hofany)
Entrepôt (600mille ariary hofany)
Mila mijery aty tsiadana ra tena vonona fa tsy mila panelanelana re tompoko.
Misaotra oh

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00
Saturday 09:00 - 18:00
Sunday 09:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre de Loisirs Tsiadana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share