01/04/2026
@馃寛馃寛馃寛03 ans d'existance馃寛馃寛
Ianareo mpanjifa noho nahatoy izao anay ka ho fankasitrahana antsika rehetra dia misy tolotra tena miavaka hatolotray anareo amin'izao fitsingerenan'ny faha-3taona ny Hotel Restaurant Arc en ciel izao mandritran'ny andron'ny P***a izao 馃挆馃挆馃挆
KITONOTONO nahafantaranareo ny Restaurant Arc en ciel izay nohatsarainay hatrany no hiarantsika hankalazaina an'izay
馃憤馃徏馃憤馃徏03ans d'existance= 3andro A GOGo馃憤馃徏
,,,馃嵑馃嵑03andro Be zao ANIMATION馃嵑
馃馃徏THB PM mividy 3 mahazo 1 @ vidiny 4000Ar ny Iray
,馃馃徏THB GM mividy 3 mahazo 1 @ vidiny 6000Ar ny Iray
馃馃徏GOLD BLANCHE mividy 3 mahazo 1 @ vidiny 4000Ar ny Iray
TSAKITSAKY bobaka be馃挆
馃馃徏Brochette:Viande 500Ar
-Mouton 500Ar
-Poulet 500Ar
-Atiny sy aranan 600Ar
-Fon-kena 700Ar
- Voan-kena700Ar
馃馃徏Brochette fruit de mer:
-Crevette
-Camaron sans tete
-Calmar
-Poulpe
-Queue de langouste
馃馃徏Grillade: -Poulet
-Entre Cote
-Cote de Mouton
-Cuisse de nymphe
-Tilapia
馃馃徏Pakopako miaraka @ lasary sy totom-boanjo amin'ny vidiny 1000Ar
馃馃徏Tsakitsaky Sale Sucre:
-Tsa-tsiou
- Ribis
- Akoho gasy laquet
-Gana laquet
Santionany ihany ireo fa maro ny karazan-tsakafo misy toy ny :
馃馃徏Fast-food (Pizza-Tacis-Panini....)
馃馃徏Soupe jaret- Tongotr'omby,Misao .....
馃馃徏Vary sy laoka.....
馃幎馃幎KARAOKE 100% hoan'ankizy sy olon-dehibe,afaka mitondra Guitare 馃幎馃幎馃幎
馃崁Acceuil Chalereux
馃崁Des plats savoureux
,馃崁Une ambiance au Top
馃崁Service rapide et qualite garentie
Asao ny namanao,tongava miaraka amin'ny fianakaviana fa mahazo ny anjarany daholo ny tsirairay
Manana 馃彆锔廈on Coin isika trano natokana hoan'ireo tia milamindamina fa manao reservation