13/10/2023
Nahafinaritra ny nandray ireo delegasionina malagasy izay nipetraka tato @ Hanitriarivo Hôtel et Restaurant nandritra ny « Jeux des Iles »ary tena Faly izahay nahita ireo « médaille d’or » azon’izy ireo. Mankasitraka e ! Aza misalasala fa isika rehetra ihany koa dia raisiny Hanitriarivo am-pitiavana ❤️❤️❤️