Hôtel Restaurant la Bamba

Hôtel Restaurant la Bamba Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hôtel Restaurant la Bamba, Hotel, Namotana, Antananarivo.

13/05/2026

Mitady serveuse ,olona efa zatra Miasa
Mbola tsy manam-bady tompoko
Feno 18taona - 30 taona
Tél: 0382558490
Adresse: Rond point coco Namotana

Hôtel Restaurant La Bamba :Misy sakafo rehetra zay ilain-tsika tompoko.Marihina eto afaka entina  ny sakafo mb fanomezan...
08/05/2026

Hôtel Restaurant La Bamba :
Misy sakafo rehetra zay ilain-tsika tompoko.
Marihina eto afaka entina ny sakafo mb fanomezana fahafaham-po atsika client.
Misy plat du jour vary sy laoka ihan koa
Misokatra fona izahay 24h/24h, 7j/7j
Ny chambre niezahina ho mora sy madio , milamina.
Tsy adino boisson star sy jus naturel Ary tsakitsaky rehetra .
Adresse eto point coco Namotana
Tél: 0382558490

Hotel restaurent la Bamba dia mitady chef cuisinier na koa gargotte .Tsy mifidy vavy na lahy fa mahafehy tsara asa reo n...
07/04/2026

Hotel restaurent la Bamba dia mitady chef cuisinier na koa gargotte .
Tsy mifidy vavy na lahy fa mahafehy tsara asa reo no ilaina.
Atsoy numero eo ambany rah liana na mp tompoko.
Tel: 0382558490

Bonne et heureuse année à tous .Mba ho fanomezana fahafaham-po atsika clients rehetra dia niezahina nohatsaraina ato @ L...
03/01/2026

Bonne et heureuse année à tous .
Mba ho fanomezana fahafaham-po atsika clients rehetra dia niezahina nohatsaraina ato @ La bamba .
Efa misokatra ny gargote ato @ lamba hotel: misy ihany koa vary sy lôka ,tsakitsaky , boisson star sy jus naturel sns....
Afaka mitondra sakafo anaty chambre ny clients tsy voatery hijanona @ restaurant .
Tsy maintsy manadio sy manolo drap sy serviette zay maloto isakiny misy olona izahay.
Ezahina ho hisy fona ny rano na dia tapaka ny jirama.
Raha misy zavatra tsy ampy na ilain' areo clients mandeha chambre aza misalasala miteny @ récéption tompoko mb hanomezana fahafaham-po nareo.
Tarif ntsika dia ts miova :
1h / 10.000ar
1h30/ 15.000ar
2h / 20.000ar
3h /25.000ar
4h mihoatra /35.000ar
Journée/ 35.000ar
Nuitée/ 35.000ar.
Manasa atsika rehetra hitsidika na @ gargote na restaurant, na hisotro na .
Mirary taona zina sy feno fahombiazana ho antsika rehetra hotel & restaurant la bamba.
Adresse : rond point coco Namotana
Tel : 038255849

20/08/2025

Misy mitady olona hitazona gargote sady mahay mahandro ihany koa .
Antsoy ity laharana 0382558490 zay liana.
Misaotra tompoko

Tarif de notre chambre H&R la Bamba Day use: 1h/10.000ar                1h30/15.000ar                2h/20.000ar        ...
03/07/2025

Tarif de notre chambre H&R la Bamba
Day use: 1h/10.000ar
1h30/15.000ar
2h/20.000ar
3h/25.000ar
Journée/ 35.000ar
Nuitée 35.000ar
24h/ 70.000ar

Chambre la bambaAdresse rond point coco NamotanaTel: 0382558490Misotra fona izay  reverraMirary Christmas sambatra e!
25/12/2024

Chambre la bamba
Adresse rond point coco Namotana
Tel: 0382558490
Misotra fona izay reverra
Mirary Christmas sambatra e!

Joyeux Noël à tousHôtel & Restaurant la bamba dia misokatra ho antsika rehetra7j/7j et 24/24 toute week-end aussiMirary ...
25/12/2024

Joyeux Noël à tous
Hôtel & Restaurant la bamba dia misokatra ho antsika rehetra
7j/7j et 24/24 toute week-end aussi
Mirary fety sambatra daholy ee
Adresse rond point coco Namotana
Tel: 0382558490

14/07/2024

HAFA ihany Hôtel Restaurant LA BAMBA!

•Misokatra foana: 24h/24, 7jrs/7
•Misy sakafo, boisson isan-karazany
•Qualité, OK: chambre normale, rano mafana,TV écrant plat, douche+cuisine misy,...
•Tarif, AO TSARA:
1h:10.000ar
3h:25.000ar
Journée(09h-16h):35.000ar
Nuitée(17h-09h30):35.000ar

Adresse:
Arret bus "rond poind coco"Namontana.
Conctact: 0382558490

Ianao sisa no andrasana!

Address

Namotana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtel Restaurant la Bamba posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category