VAR' SY

VAR' SY des snack et divers menus pour tous les budgets au centre ville repas MALAGASY avec menus à la carte! L'HOTEL OUVERT 24/24 Heures et 7/7 jours

Misaotra antsika hatrany amin'ny fahatokisana anay,mirary fety krismasy sy farantaona ampifaliana sy ampitoniana ho ants...
24/12/2025

Misaotra antsika hatrany amin'ny fahatokisana anay,mirary fety krismasy sy farantaona ampifaliana sy ampitoniana ho antsika rehetra izahay, mankasitraka tompoko🙏🎂🎉🎉🌲

10/12/2025

Miarahaba Tompoko,

Mampahafantatra antsika izahay fa ny farany fandraisana commandes gâteaux sy ny mignardises krismasy dia ny 21 décembre ary ny faran'ny taona kosa dia ny 28 décembre 2025.Izany no hatao dia ho fandaminana.Mankasitraka antsika tompoko

04/12/2025
Tonga ndray anay ehh🥳🍩🎂🍦🍧🍨🥤
28/10/2025

Tonga ndray anay ehh🥳🍩🎂🍦🍧🍨🥤

08/10/2025

Mirary tokantrano sambatra ho any L&A🍾🎉🎉🍻👰🤵.
Mankasitraka foana amin'ny fahatokisana anay tompoko🥰

22/09/2025

Mankasitraka hatrany tompoko🥰🎂🎉

06/09/2025

Manomboka mafana ny Andro🎂🍰🥯🍨🍧🍔

Mankasitraka hatrany amin'ny fifampitokisana tompoko🤩🎂🎉🎉
15/07/2025

Mankasitraka hatrany amin'ny fifampitokisana tompoko🤩🎂🎉🎉

Tsy diso anjara koa ny fetin'ny Ray rampitso,🎂🎉🎉🎉Mirary SOA ho azy irero amin'ny adidy sy andraikitra sahaniny.🥯🍧🎂🍰
14/06/2025

Tsy diso anjara koa ny fetin'ny Ray rampitso,🎂🎉🎉🎉
Mirary SOA ho azy irero amin'ny adidy sy andraikitra sahaniny.🥯🍧🎂🍰

Ho an'i Neny🥰🎂🎉.Tongava ary manjfa n'y mofomamy ho an'i neny fa efa vonona izahay handray anareo.Ho Tahiny manokana anie...
24/05/2025

Ho an'i Neny🥰🎂🎉.Tongava ary manjfa n'y mofomamy ho an'i neny fa efa vonona izahay handray anareo.
Ho Tahiny manokana anie ianao ry neny🎉🎉💐

Address

Coté Gauche De L'hotel Pacifique/on Left The Pacifique Hotel
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VAR' SY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share