06/06/2026
Salama daholo o.
Mampatsiahy atsika rehetra izahay fa ny ato aminay dia misokatra fona isanandro na amin'ny firy na amin'ny firy.
Na andro fety aza.
Ny toerana misy anay dia aty Ankadikely, route vers Andranomena.
Misy parking sady sécurisé tsara.
Contact : 0389312539