02/06/2026
🏢 ⭐ BOX COMMERCIALES À LOUER⭐ – TOAMASINA AFOVOAN-TANÀNA 🏢
📍 Eo amoron-dalana, afovoan-tanànan'i Toamasina.
Mitady toerana tsara mba hanitarana ny orinasanao ve ianao? 😊
Mampanofa BOX COMMERCIALES izahay ho an'ny asa isan-karazany:
✅ Fivarotana akanjo
✅ Finday sy kojakoja
✅ Salon de beauté
✅ Fast-food sy sakafo
✅ Birao sy serivisy
✅ Fitehirizana entana
✅ Asa tanana sy varotra isan-karazany
⭐ Toerana mora hita
⭐ Betsaka ny olona sy fiara mandalo
⭐ Sécurité sy azo antoka
⭐ Mora idirana
⭐ Toerana hampiroborobo ny varotra ataonao
Tongava ary o!! Ampitomboy ny fahombiazan'ny orinasanao.
📩 Mandefasa MP na
📞 Antsoy avy hatrany izahay raha mila fanazavana fanampiny na hitsidika ny toerana.
📞 037 953 82 29 / 034 89 750 97
⚠️ TOERANA VOAFETRA ⚠️