Dav’Sono

Dav’Sono LOCATION SONORISATION ET INSTRUMENTS MUSICAUX 🔊

☎️: 0349974488 / 0330507788

DAV'SONO dia Mampanofa sonorisation Tonga de miantsoa (0349974488, 0330507788)
06/08/2026

DAV'SONO dia Mampanofa sonorisation Tonga de miantsoa (0349974488, 0330507788)

DAV'SONO dia tsy mifidy toerana na Zavatra hatao Mila fanamafisampeo,fa Raha toa ka misy Zavatra hatao ianao ka Mila fan...
27/07/2026

DAV'SONO dia tsy mifidy toerana na Zavatra hatao Mila fanamafisampeo,fa Raha toa ka misy Zavatra hatao ianao ka Mila fanamafisampeo ,na Sonorisation dia Tonga dia antsoy (0349974488, 0330507788)

Faly avokoa ny ankizy sy ny Ray aman-dreny niaraka tamin'i DAV'SONO tamin'ity fety ity, moa i DAV'SONO koa miaraka amin'...
22/07/2026

Faly avokoa ny ankizy sy ny Ray aman-dreny niaraka tamin'i DAV'SONO tamin'ity fety ity, moa i DAV'SONO koa miaraka amin'ny olona rehetra izay mikarakara lanonana ( io ny numéro n'y Téléphone ny DAV'SONO Raha hikarakara lanonana ianao , 0349974488 na 0330507788 aza misalasala miantsoa azy)

Niaraka tamin'ny Chorale ANDRI-AFO Tany Sambaina (Manjakandriana) indray ny Sonorisation ny DAV'SONO tamin'ity Alahady i...
12/07/2026

Niaraka tamin'ny Chorale ANDRI-AFO Tany Sambaina (Manjakandriana) indray ny Sonorisation ny DAV'SONO tamin'ity Alahady ity nanao asan'Andriamanitra , hafa-po ny rehetra 💪💪💪, amin'ny manaraka indray hoy ireo (DAV'SONO , 0349974488, 0330507788)

12/07/2026

Chorale ANDRI-AFO (12/07/26 )

Nahomby ny fiarahan'ny DAV'SONO sy ny FIKAMBANAN'NY ZANAKA AMBOTRINIANDRINA (Fieferana) Tamin'ny 26 Juin 2026 lasa Teo ,...
29/06/2026

Nahomby ny fiarahan'ny DAV'SONO sy ny FIKAMBANAN'NY ZANAKA AMBOTRINIANDRINA (Fieferana) Tamin'ny 26 Juin 2026 lasa Teo , fa jiaby ny Vahoaka , amin'ny manaraka indray e!

27/06/2026

26 Juin 2026 tany Ambohitriniandrina niaraka tamin'ny Dav’Sono nahafinaritra Kely ery afa-po tsara daholo n'y vahoaka

08/06/2026

Nahafinaritra Kely ery❤️❤️❤️❤️

Afa-po ny mpihira ,afa-po ny mpitendry , Ary tena afa-po tanteraka ny Organisateur, niaraka tamin'i  DAV'SONO , NATE TEX...
08/06/2026

Afa-po ny mpihira ,afa-po ny mpitendry , Ary tena afa-po tanteraka ny Organisateur, niaraka tamin'i DAV'SONO , NATE TEX omaly alahady 07/06/2026 tao espace FARMIENTE Antsofinondry
ianao koa miantsoa mivantana (0349974488) na mandefasa MP amin'i DAV'SONO Raha Mila sonorisation fa homena fahafaham-po ianao.

Miarahaban 'i Safidy sy Chantal nahavita soa ny Mariage sy fitokanan-trano izay natao tamin'ny le 30/05/26 lasa Teo, DAV...
01/06/2026

Miarahaban 'i Safidy sy Chantal nahavita soa ny Mariage sy fitokanan-trano izay natao tamin'ny le 30/05/26 lasa Teo, DAV'SONO ny fanamafisampeo , Ary SAKAIZ'ORCHESTRE Kosa no nanentana sy nanafana ny lanonana , Ataovy AVY hatrany Ary ny réservation amin'ny DAV'SONO Raha hitady sonorisation ianao fa Mbola malalaka izahay (0349974488, 0330507788)

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dav’Sono posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category