Tany Kanana Ampefy

Tany Kanana Ampefy Hôtel-Restaurant-Aire de jeux-Espace

Nous saluons et encourageons l’engagement de ces jeunes de l’ONG GRET dans la mise en œuvre de leurs projets visant à l’...
05/08/2026

Nous saluons et encourageons l’engagement de ces jeunes de l’ONG GRET dans la mise en œuvre de leurs projets visant à l’amélioration durable des conditions de vie des populations.
GRET

Mankahery ireto mpanompon’ Andriamanitra ireto hahefa ny iraka lehibe - Katekista Délégués Avaradrano- FDL FJKM Moramang...
05/08/2026

Mankahery ireto mpanompon’ Andriamanitra ireto hahefa ny iraka lehibe
- Katekista Délégués Avaradrano
- FDL FJKM Moramanga
«Ampaherezonareo ny tanana miraviravy, ary hatanjaho ny lohalika malemy. Lazao amin'izay reraka am-po: Mahereza, aza matahotra, indro, Andriamanitrareo ho avy(…) eny, Izy tokoa no ho avy ka hamonjy anareo.»
‭‭Isaia‬ ‭35‬:‭3‬-‭4‬ ‭

« Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara » (Hebreo 10:24) no teny atolotra ho an’ ny :- ...
23/07/2026

« Ary aoka isika hifampandinika hampandroso ny fitiavana sy ny asa tsara » (Hebreo 10:24) no teny atolotra ho an’ ny :
- @ FDL FJKM Manjaka Ilafy Avaradrano, sy
- @ Fiangonana HVKL
Izay nivahiny tato amin’ny Tany Kanana andro vitsy lasa.

❤️« Ndao isika roa hankamamy fotoana any Kanana »👩‍❤️‍👨Week-end pour couples nokararakarain’ny Ministeran’ny Mpivady sy ...
05/07/2026

❤️« Ndao isika roa hankamamy fotoana any Kanana »
👩‍❤️‍👨Week-end pour couples nokararakarain’ny Ministeran’ny Mpivady sy ny Ankohonana ao amin’ny Fikambanana Mpiara-Mamaky Baiboly Malagasy.
🙏« Ary aoka ho ambonin’izany rehetra izany ny Fitiavana fa fehin’ny fahatanterahana izany ». Kolosiana 3:14

05/07/2026

FDL avy ao amin'ny FJKM Ambatolampy Antampontanana nanatanteraka Fisindana tato amin'ny Tany Kanana Ampefy.
"Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo".
(1Korintiana 15:58)

26/06/2026

Restaurant Tany Kanana Ampefy

07/06/2026

Fifaliana sy fahasoavana lehibe tokoa ny nampiantrano an' i Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi, tato amin'ny Tany Kanana Ampefy.
"Aza manadino ny fampiantranoam-bahiny; fa tamin'izany dia nampiantrano anjely ny sasany, nefa tsy fantany" Hebreo 13:2

06/06/2026

🎵🎵Fa inona hoy ianao no tena tsara : Jesosy,
Jesosy no lakana mitondra ka vetivety monja dia tokony an-danitra🙏

"Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrin...
06/06/2026

"Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra". (1 Korintiana 14:12)
Mankasitraka ny FDL avy ao amin'ny FJKM Antsampandrano Fiderana, niantrano tato amin'ny Tany Kanana Ampefy.

Address

Ambodiamontana Ampefy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tany Kanana Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share