16/05/2026
🔥 OPPORTUNITÉ À SAISIR IZAO! 🔥
✨ Scooter tsara, prix mora be! ✨
🛵 PGO JBUBU J1 – 125cc
💎 Bonne occasion tena voakarakara tsara
✔️ B.L + Facture (misoratra ara-dalàna)
✔️ Clé d’origine 🔑
✔️ Loko rose nacré vaovao, tena manintona 💖
✔️ Moteur milamina tsara (tsy misy bruit) 🔇
✔️ Pneus avant/arrière mbola tsara 👍
💰 PRIX TENA MIRARY – mbola azo ifampiresahana!
⚠️ Misy kely hojerena (devoir) fa ampifanarahana amin’ny vidiny 👍
💬 Tsy mandoa vola ny manontany!
👉 Aza miandry ela fa mety lasan’olona haingana io 😏
📩 MP dieny izao
📞 034 03 270 74