27/11/2025
Maison Verte – Chambre d’Hôtes
Ho anareo izay mitady toerana hivantanana, madio, mangina ary mahazo aina ho an’ny fialan-tsasatra na ny dianao? 🏡✨
Atouts & Services :
🛏️ Efitra 3 miaraka amin'ny fandriana 2 places
🍽️ Efitra fisakafoanana malalaka sy madio
👩🍳 Lakozia vonona handraisana mpahandro
🚿 Rano mafana 24/24 ao amin’ny efitra fandroana
🚽 WC
Misy tokonany, Parking malalaka tsara.
Toerana : Mahafaly Vatofotsy akaikin'ny Hôtel Cactus