23/06/2026
Miarahaba antsika! Araraoty fa mbola h@ juillet ny fihenam-bidy ato @ Alfa Detente. Inona avy ireo antony isafidianàna ny ALFA DETENTE?
- Toerana milamina sy azo antoka , madio sy malalaka!
-Raha mandeha fiara ianao dia tonga eo an-tokontany ny fiara àry azo antoka ny securité.
-Raha mandeha « train » ianao dia 5 minitra mandeha tongotra dia tonga ao @ ALFA DETENTE.
- Eo amoron’ny Pangalanes ny ALFA DETENTE , àry ny rano dia madio sy azo ilalaovàna tsara, ny halaliny dia sahaza ny ankizy 3 taona, hoan’ny lehibe ihany koa , eny fa na ireo efa tena mahay milomano koa. Afaka milalao rano 24h/24 raha mazoto.
-misy canoë ato amin’ny ALFA DETENTE , tsy andoavam-bola hoan’ny mpivahiny ato.
-Miampita lalamby dia tonga any amoron-dranomasina , mandeha tongotra 5minitra eo.
-Eau courante ny ao @ ALFA DETENTE na ao an-trano na eny antokontany.
-Misy jiro mazava ho azy , àry afaka mi-charge Téléphone na ordinateur portable.
- Tsy mahatsiaro tena ho vahiny ianao satria misy ny fitaovana rehetra ilaina ato @ ALFA DETENTE ka afaka mahandro sakafo .
Tongavasoa àry any aminareo , any @ ALFA DETENTE , any ny fotoanantsika .
Site d’hébergement sur le bord des Pangalanes, avec eau et electricité ,pied dans l’eau