Chez Anita Restaurant

Chez Anita Restaurant Hôtel - Restaurant en plein centre ville de Fort-Dauphin.
(1)

Dans combien de familles ça arrive vraiment ?Pas pour un anniversaire. Juste un mercredi normal.'On sort manger aujourd'...
20/05/2026

Dans combien de familles ça arrive vraiment ?

Pas pour un anniversaire. Juste un mercredi normal.

'On sort manger aujourd'hui.'

Cette phrase-là, elle mérite d'exister plus souvent.

Anita Restaurant vous attend, vous et les vôtres. 🍽️

POV : il est midi, vous avez faim, mais vous savez pas quoi manger.Nous, on a déjà décidé pour vous 😄Menu du jour chez A...
20/05/2026

POV : il est midi, vous avez faim, mais vous savez pas quoi manger.

Nous, on a déjà décidé pour vous 😄

Menu du jour chez Anita. Simple. Bon. Rapide.

👉 Passez nous voir ou envoyez-nous un message !

😅🍽️ Matetika rehefa mahita publication restaurant isika…dia misy foana ilay fanontaniana hoe :👉 Tena izy ve io sa sary n...
19/05/2026

😅🍽️ Matetika rehefa mahita publication restaurant isika…
dia misy foana ilay fanontaniana hoe :
👉 Tena izy ve io sa sary nalaina tany an-kafa ?

Satria maro amintsika no efa sendra
📸 mahita sary tsara be…
fa rehefa tonga eny dia tsy mitovy 😅

Izay indrindra no mahatonga anay ato amin’ny Chez Anita Restaurant
mampiseho anareo ny photo réel an’ireo plats 😊🤍

👉 satria tianay hatoky anay ianareo
👉 ary tianay ho fantatrareo mialoha izay tena ho azonao 😋

Ny confiance apetrakareo dia tena zavadehibe aminay tokoa 🤍

📍 Chez Anita Restaurant – Bazarikely
📞 038 33 446 53

💬 Le restaurant c’est pour les riches.On entend souvent ça…👉 “Aller au restaurant, c’est pour ceux qui ont de l’argent.”...
19/05/2026

💬 Le restaurant c’est pour les riches.

On entend souvent ça…
👉 “Aller au restaurant, c’est pour ceux qui ont de l’argent.”

Mais honnêtement 😌
après une longue journée,
quand on est fatigué, qu’on n’a plus envie de cuisiner…

🍽️ manger un bon plat dans un endroit calme,
ce n’est pas un luxe.
C’est juste se faire du bien un moment 🤍

Et chez Chez Anita,
on essaie justement de proposer des plats simples, bons et accessibles 😊

👉 Menu à partir de 20 000 Ar

📍 Bazarikely – Fort-Dauphin

😋🌙 Mahavoky anao ve raha ito no sakafo hohaninao hariva ? 🥰Ilay poulpe bien préparé, mafana tsara…ampiarahana amin’ny po...
18/05/2026

😋🌙 Mahavoky anao ve raha ito no sakafo hohaninao hariva ? 🥰

Ilay poulpe bien préparé, mafana tsara…
ampiarahana amin’ny pomme frites croustillantes milamina tsara 😌🤍

Indraindray tena izay mihintsy no ilaintsika rehefa avy niasa na reraka tontolo andro 😊

👉 Aza hadino fa 30 000 Ar monja dia efa mahazo plat ana poulpe ato amin’ny Chez Anita Restaurant 🐙😍

📍 Bazarikely – Fort-Dauphin

🤍🍽️ Indraindray… tsy sakafo fotsiny no tadiavin’ny olona.Fa toerana iray ahafahana👉 mipetraka milamina👉 miresaka👉 mihome...
18/05/2026

🤍🍽️ Indraindray… tsy sakafo fotsiny no tadiavin’ny olona.

Fa toerana iray ahafahana
👉 mipetraka milamina
👉 miresaka
👉 mihomehy kely
👉 ary miala sasatra amin’ny fiainana andavanandro 😌

Izay indrindra no ezahinay omena anareo ato amin’ny Chez Anita Restaurant 🤍

Sakafo tsara, accueil tsotra, ary ambiance ahafahana mahatsiaro ho tsara 😊

👨‍👩‍👧 En famille
🫶 Entre amis
🙂 Na ianao irery aza

Tongasoa ato aminay.

📍 Chez Anita Restaurant, Bazarikely – Fort-Dauphin
📞 038 33 446 53

🌧️🍽️ Andro ratsiratsy toy izao…indraindray tsy mila zavatra be isika 😌👉 toerana mafana kely👉 sakafo matsiro👉 ary moment ...
17/05/2026

🌧️🍽️ Andro ratsiratsy toy izao…

indraindray tsy mila zavatra be isika 😌
👉 toerana mafana kely
👉 sakafo matsiro
👉 ary moment milamina ahafahana miala sasatra 🤍

Rehefa reraka, rehefa kamo mahandro,
na te hivoaka kely fotsiny ianao…

👉 Chez Anita Restaurant no toerana ahafahanao mipetraka milamina sy mankafy sakafo tsara 😋

👨‍👩‍👧 En famille
🫶 Entre amis
🙂 Na ianao irery aza

Misy toerana ho anao foana ny ato aminay 🤍

📍 Bazarikely – Fort-Dauphin
📞 038 33 446 53

😍 Fais-toi plaisir… de Andao hi-commande plat ana langouste ato amin’ny Chez Anita Restaurant 😋🔥😍 Fais-toi plaisir…Andao...
16/05/2026

😍 Fais-toi plaisir… de Andao hi-commande plat ana langouste ato amin’ny Chez Anita Restaurant 😋🔥

😍 Fais-toi plaisir…

Andao hi-commande plat ana langouste ato amin’ny Chez Anita Restaurant 😋🔥

Satria tena mendrika hifaly ihany koa inao 😉

📍 Toerana : Bazarikely – Fort-Dauphin
📞 038 33 446 53

À table 😍🥰 inona amin’ireo zao no safidinao ? Trondro sa Akoho 🥰😍🍽️ Chez Anita Restaurant – Bazarikely📞 038 33 446 53
16/05/2026

À table 😍🥰 inona amin’ireo zao no safidinao ? Trondro sa Akoho 🥰😍

🍽️ Chez Anita Restaurant – Bazarikely
📞 038 33 446 53

😋🍽️ Inona ilay sakafo tena tianao hohanina… fa mbola tsy tanterakao mihitsy ?Ilay hoe isaky ny mahita azy ianao dia mite...
15/05/2026

😋🍽️ Inona ilay sakafo tena tianao hohanina… fa mbola tsy tanterakao mihitsy ?

Ilay hoe isaky ny mahita azy ianao dia miteny hoe :
👉 Indray andro any, tsy maintsy hanandrana an’io aho 😍

🦞 Langouste ?
🥩 Steak ?
🦐 Fruits de mer ?
🍣 Sa misy hafa mihitsy ?

👇 Zarao ao commentaire e 😄

Restaurant chez Anita, Bazarikely Fortdauphin ❤️
15/05/2026

Restaurant chez Anita, Bazarikely Fortdauphin ❤️

Address

Chez Anita/Hôtel/Restaurant
Fort-Dauphin
614

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chez Anita Restaurant posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share