Akanin'i Fitia

Akanin'i Fitia « Izy ilay trano bongo kely Fa misy tantely Izy ilay trano bongo Feno fitia. »

MAISON DE VACANCES recommandée pour personnes/familles nombreuses.

Tena mandona mafy ny fonay ny mahita ny commentaires, teny mamy avy any aminareo tahaka izao 💗 Faly foana izahay mizara ...
12/01/2022

Tena mandona mafy ny fonay ny mahita ny commentaires, teny mamy avy any aminareo tahaka izao 💗
Faly foana izahay mizara FITIAvana aminareo ❤️❤️
Misaotra betsaka amin’ny fahatokisanareo anay !! MAMY LOATRA IANAREO
Manantena ny ahita anareo amin’ny manaraka indray❤️🏡

FILAZANA ‼️Havana, namana, ny olona rehetra nandalo sy izay nikasa handalo ato amin'ny Akanin'i Fitia. Ilazana isika fa ...
25/12/2021

FILAZANA ‼️

Havana, namana, ny olona rehetra nandalo sy izay nikasa handalo ato amin'ny Akanin'i Fitia.
Ilazana isika fa ny MAISON DE VACANCES Akanin'i Fitia dia tsy afaka mandray olona mandritry ny fotoana tsy voafetra.

Eto izahay dia te hisaotra manokana ireo izay efa nandalo ka nahita hamamiana, nitrondra hafaliana, nanal'azy tato aminay.
Faly izahay fa afaka nitondra tsiky, nizara fitiavana arak'izay tratranay taminareo. Misaotra anareo nahatoky anay nampiantrano anareo.

Noho izany dia tsy mandray réservation aloha izahay ary miala tsiny indrindra ho an'ireo izay nikasa ho aty aminay.

Ny "page" sy ny "publication" dia tsy ho fafanay satria nanamarika tantara lehibe teo amin'ny fisian'ny Akanin'i Fitia ireny, fahatsiarovana TSARA LEHIBE ho anay ary inoanay fa ho anareo ihany koa.
Izay ato amin'ny Akanin'i Fitia dia mampanantena ny fandraisana anareo aingana indrindra arak'izay tratra.

"MISENTO KELY DIA MITSIKY KELY DIA LASA IZAO".
Misaotra indrindra amin'ny fahatokisanareo anay. ✨

Akanin'i Fitia

Mamy foana ny fiarahana eh !! 🌴❤️
01/11/2021

Mamy foana ny fiarahana eh !! 🌴❤️

Akanin'i "FITIA" 👩‍❤️‍👨Arabaina ianareo Voara sy Nancy 🤍 Akanin'i Fitia dia mirary ny soa rehetra ho anareo !! 💌        ...
31/10/2021

Akanin'i "FITIA" 👩‍❤️‍👨

Arabaina ianareo Voara sy Nancy 🤍 Akanin'i Fitia dia mirary ny soa rehetra ho anareo !! 💌

Seho hafakely tato amin'ny Akanin'i Fitia 👩‍❤️‍👨
31/10/2021

Seho hafakely tato amin'ny Akanin'i Fitia 👩‍❤️‍👨

Miandry anareo izahay ato amin'ny Akanin'i Fitia !! 🌴 Aza adino ny manao "réservation" fa efa maromaro ihany no niantso ...
24/10/2021

Miandry anareo izahay ato amin'ny Akanin'i Fitia !! 🌴 Aza adino ny manao "réservation" fa efa maromaro ihany no niantso sy nandefa mp an !!
Contact : 0345874648 na MP 🏡

AKANIN'I FITIA 🏡🌴

AKANIN'I FITIA 🏡🌴
24/10/2021

AKANIN'I FITIA 🏡🌴

Manal'azy harivariva oo !!✨🌙
19/10/2021

Manal'azy harivariva oo !!✨🌙

Toy izao ilay trano bongo misy tantely kelinay 🏡🌴
19/10/2021

Toy izao ilay trano bongo misy tantely kelinay 🏡🌴

Ohatran'ny any an-trano ihany ehh !! ☀️
17/10/2021

Ohatran'ny any an-trano ihany ehh !! ☀️

☀️🌴
17/10/2021

☀️🌴

Korana tsy nampoizina tato amin ny "Akanin 'i Fitia"Mahafinaritra ny fiharahana
19/08/2021

Korana tsy nampoizina tato amin ny "Akanin 'i Fitia"
Mahafinaritra ny fiharahana

Address

Foulpointe

Telephone

+261345874648

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akanin'i Fitia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category