15/03/2026
🌿 ESPACE L’ALIZÉ – Antanambao Sotema 🌿
Faly izahay mampahafantatra fa misokatra handray anareo amin’ireo lanonana sy hetsika samihafa ny Espace L’ALIZÉ.
Afaka manomana eto ny:
🎉 Mariazy
👶 Batemy / Batisa
👨👩👧👦 Fivoriam-pianakaviana
🎊 Lanonana sy fety isan-karazany
Ankoatra ny toerana fandraisana, dia misy ihany koa ny fitaovana azo hofaina, toy ny couverts complets ho an’ny vahiny.
✨ Toerana mety tsara hanaovana lanonana amin’ny tontolo milamina sy mahafinaritra.
📞 Contact: 034 76 464 08
Tongava maro ary miandry anareo izahay!