22/09/2026
😱 Eeeeh ! Iza ilay nitaraina hoe misy fofona ao amin’ny chambre ? 😂
Ka hoy izahay hoe… andao ary amboarina! 🛠️✨
🧹 Fanadiovana sy fanamboarana
🛏️ Chambre voakarakara tsara
✨ Fahadiovana sy confort no laharam-pahamehana!
Tsy hoe nitaraina fotsiny ianareo, fa nihaino anareo izahay ka natao ny fanamboarana! ❤️
👉 Chambre & Bungalow, vonona handray anareo hatrany! 🌿