25/06/2026
🇲🇬 Mirary Alin'ny Fety sambatra sy Fetin'ny Fahaleovantena finaritra ho an'ny Malagasy rehetra! 🇲🇬
Ho feno hafaliana, firaisankina ary fireharehana an'i Madagasikara anie izao fankalazana izao. Tratry ny fetin'ny 26 Jona!