06/03/2026
Miarahaba tompoko!
Izahay ato amin' ny Ocean Heaven Hôtel & Résidence Mahajanga, route petite plage en face Zahamotel dia faly mampahafantatra antsika rehetra fa misokatra ny fandraisana ny " Réservation" ho an' izay maniry hiala sasatra aty Mahajanga amin' ity vacance de pâques 2026 ity.
Ireto avy ny tolotra misy ato aminay:
* Chambre climatisée et ventilée
* Wifi & TV avec canalsat
* Piscine
* Restaurant avec divers plats
* Groupe élèctrogène
* Chauffe-eau
* Parking assuré
Raha mila fanazavana fanampiny , aza misalasala miditra Mp na koa iantso ny:
☎️ 037 43 134 24
WhatsApp: +261 37 43 134 24