25/07/2026
iza lay famille manodidina 20 personnes Mbola tsy nahazo trano 🏖️🏖️🌄 atÿ Majunga
👉 5 chambres, misy lit pour 20 personnes efa misy drap moustiquaire ary ventilateur isakin'ny chambre
👉cuisine tena malaka tsara Sady efa équipée
👉 parking clôturé ary toerana en sécurité tsara
👉 bord de route goudronnée ihany koa
☎️0340763277