PRO VENTE NBHL

PRO VENTE NBHL A.J.PRO.VENTE.N.B.H.L

Tany amidy:1/ Fenoarivo Antananarivo Atsimondrano : 51 ares/ 50000ar à débattre le mètre carré2/ 2500metres carré/efa mi...
08/02/2024

Tany amidy:
1/ Fenoarivo Antananarivo Atsimondrano : 51 ares/ 50000ar à débattre le mètre carré
2/ 2500metres carré/efa misy trano en cours de finition/efa mifefy tamboho manodidina efa voalalotra ciment/200000ar à débattre le mètre carré (tombony le Trano).
3/ Tany à Ampefy Ankorondrano : 1ha 45ares 80ca EO akaikin My Hôtel sy Kung Fu sy FJKM : 45000 ar à débattre le mètre carré.

01/02/2024

Prix intéressant : 150000 ariary ny M2 / 2500m2 : EFA misy trano en cours de finition.EFA mifefy tamboho manodidina voalalotra ciment. EFA misy vavahady vy. Téléphone 0330243222

27/01/2024

Tanimbary amidy eo amoron arabe RN1 atsinann i Fenoarivo bord de route nationale mihitsy.
51ares . Telephone 0382348538.

03/10/2023

À vendre.Tany mirefy 5 ha any MENAGISA MAHANORO. Efa misy jirofo sy vanille ary kafe maniry eo aminy. Tongava mp na iantso 0330243222 fa mirary ny vidiny.

11/08/2023
11/08/2023

VAKIO KA ZARAO🚨 HO FIAROVANA @ ODY RATSY METY HATAON'OLONA AMINAO:

Raha tsy maintsy handeha hanatrika fandevenana ianao, fivoriana, fetim-pianakaviana, fihaonam-be, fampisehoana,... sns ;ary tsapanao fa mety hisy hanisy ratsy anao na hanisy ody anao dia ito no tsara atao.

➡ SIRA VAINGANY :
Ataovy anaty kiraro hanaovanao ny sira vaingany iray, na kelikely aza dia efa mety.
Aza esorina mihitsy rehefa tonga any amin'izay alehanao. Rehefa miverina ao an-trano kosa dia esory ny kiraronao ary ario any amin'ny lava-piringa ilay vaingan-tsira.
Avy eo asio sira eran'ny tananao ao anaty rano fandroanao ary sasao ny tenanao.

Mitomboa hasina daholo e, zarazarao sao mahasoa ny hafa😊.

Page: Jiabijiaby MY Ofisialy

🙏
😊.

Très rares à vendre :1_Un terrain à Tamatave 2: 116 ha avec letchis etc... 2 _Une villa Ex espace MAHATAZANA située à Fo...
01/08/2023

Très rares à vendre :
1_Un terrain à Tamatave 2: 116 ha avec letchis etc...
2 _Une villa Ex espace MAHATAZANA située à Fort Voyron Tananarive Ville dans un terrain 2160 mètres carrés.
3_Un grand terrain à Nosy_Be Hell Ville :113 ha.
Veuillez envoyer messenger ou appelez le 0340687709 ou 0330243222. Merci.

18/06/2023

Arahabaina nahatratra ny fetin Ray daholo ianareo Raim Pianakaviana rehetra 🗼 Ho ambinin ny Tompo, hifanantitra amin ny fianakaviana e !

13/06/2023

Address

Route Nationale Numéro 1
Malaza
102

Telephone

+261340687709

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PRO VENTE NBHL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PRO VENTE NBHL:

Share

Category