26/07/2025
Hôtel Bungalow Taleva: ny tsara sy ny mora hatrany.
Ho fanomezana fahafam-po antsika mpanjifa amin'ny izao fiainana sarotra izao dia mbola tsy niova ny "tarifs" ato amintsika.
"Chambre tout confort avec do**he et toilettes ;
Électricité + eau du Jirama
À seulement 15.000Ar la nuitée, 10.000Ar le demi-journée.
Espace Taleva : à partir de 300.000Ar avec tables et chaises pour 150 personnes."
Adiresy tsy miova : Tsarahonenana betainomby à 100m ZES direction pont mainty.
Tongava mitsidika ary e!