23/09/2025
Antony tsy anaovana mariage ato am RAHAN dia
ato salle malalaka tsy mety anireo olona tia Zavatra tery
ato ihany koa efa misy sono dia ts mety aminireo izay Mbola te ibata sono ivezivez .
ato koa efa omenay vilia sy verre ka tsy mety anireo izay Mbola itady ny tsy misy indray
ato aminay koa afaka andrahona sakafo s'y hoe itondra traiteur avy an ivelani.ka asakasaka ireo izay Mbola itady tsy misy ani.
aza mankaty Raha Mbola itady salle tery .
0342073944
0324473944
Io numéro azahona anilay madame ao