Évasion Antsirabe by RencontreavecDago

Évasion Antsirabe by RencontreavecDago Vivez Antsirabe autrement :
activités authentiques et solidaires,
hébergements de charme et expérience
immersive en camping.

06/06/2026

📣 Ny ambiance io 25 jona io ve ? Jereo ngeh eh 🎬👉

𝗖𝗮𝗺𝗽𝗶𝗻𝗴 - " 𝗕𝗜𝗥𝗔 𝗖𝗔𝗠𝗣"

🎫 Tarif sous tente : 65.000 Ar / personne
👧 𝗧𝗮𝗿𝗶𝗳 𝘀𝗽𝗲́𝗰𝗶𝗮𝗹 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁 (-𝟭𝟮 𝗮𝗻𝘀) : 𝟱𝟭.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 / 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁
✅ 𝗔𝘇𝗼 𝗮𝗹𝗼𝗮 𝗶𝗻-𝗱𝗿𝗼𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗷𝗼𝗻𝗮
(50% acompte à la réservation)

INCLUS :
🎲 Jeux et animations
🌿 Activités immersives
🍽️ Dîner du 25 juin
🔥 Feu de camp et grillades
⛺ Nuitée en tentes équipées
☕ Petit déjeuner Malagasy du 26 juin
🏮 𝗔𝗿𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗼𝗳𝗳𝗲𝗿𝘁 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹𝗲𝘀 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀

🚩 Lieu : Maison de D**o Antsirabe, près de la Gare
🥤 Misy ihany koa ny zava-pisotro amidy ety an-toerana*

----
📅 Clôture des inscriptions : 21 juin 2026

📩 Fisoratana anarana :

👉 Message privé
📲 +261 34 66 415 18 / +261 38 38 965 65 (WhatsApp ou appel)
📍 Bâtiment Grandir à Antsirabe, Ampatana (près de la Pharmacie Vakinankaratra)

💳 Paiement Mvola : 034 42 087 48 au nom de Rencontre avec D**o (+ frais de retrait)

Fotoana mamy indrindra ... ho an'i Neny 🌷Mirary fety sambatra ho an'ireo Reny rehetra 🥰
31/05/2026

Fotoana mamy indrindra ... ho an'i Neny 🌷
Mirary fety sambatra ho an'ireo Reny rehetra 🥰

🇲🇬 Hafa kely ny 25 jona amin’ity taona ity...Afon-dasy sy camping, hirahira sy mozika arahina ambiance gasigasy, kilalao...
29/05/2026

🇲🇬 Hafa kely ny 25 jona amin’ity taona ity...

Afon-dasy sy camping, hirahira sy mozika arahina ambiance gasigasy, kilalao sy hetsika ho an’ny ankizy... tsy mila mandeha lavitra fa ety akaikin’ny Gara Antsirabe ihany ✨

Andao hiara-hiaina expérience vaovao‼️

🎫 Tarif sous tente : 65.000 Ar / personne
👧 𝗧𝗮𝗿𝗶𝗳 𝘀𝗽𝗲́𝗰𝗶𝗮𝗹 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁 (-𝟭𝟮 𝗮𝗻𝘀) : 𝟱𝟭.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 / 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁

✅ 𝗔𝘇𝗼 𝗮𝗹𝗼𝗮 𝗶𝗻-𝗱𝗿𝗼𝗮 𝗺𝗶𝗮𝗻𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟮𝟭 𝗷𝗼𝗻𝗮
(50% acompte à la réservation)

INCLUS :
🎲 Jeux et animations
🌿 Activités immersives
🍽️ Dîner du 25 juin
🔥 Feu de camp et grillades
⛺ Nuitée en tentes équipées
☕ Petit déjeuner Malagasy du 26 juin
🏮 𝗔𝗿𝗲𝗻𝗱𝗿𝗶𝗻𝗮 𝗼𝗳𝗳𝗲𝗿𝘁 𝗽𝗼𝘂𝗿 𝗹𝗲𝘀 𝗲𝗻𝗳𝗮𝗻𝘁𝘀

💬 Programme complet en commentaire
🚩 Lieu : Maison de D**o Antsirabe, près de la Gare
🥤 Misy ihany koa ny zava-pisotro amidy ety an-toerana*

----

📅 Clôture des inscriptions : 21 juin 2026

📩 Fisoratana anarana :

👉 Message privé
📲 +261 34 66 415 18 / +261 38 38 965 65 (WhatsApp ou appel)
📍 Bâtiment Grandir à Antsirabe, Ampatana (près de la Pharmacie Vakinankaratra)

💳 Paiement Mvola : 034 42 087 48 au nom de Rencontre avec D**o (+ frais de retrait)

... 🤫
26/05/2026

... 🤫

🌿 𝗡𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗯𝗮𝗱𝗶𝗸’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮𝘆 ?!Tsy ny toerana aleha ihany … fa indrindra ireo fihaonana amin’ireo olona sy fano...
19/05/2026

🌿 𝗡𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗿𝗮 𝗮𝗼 𝗮𝗺𝗯𝗮𝗱𝗶𝗸’𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮𝘆 ?!

Tsy ny toerana aleha ihany … fa indrindra ireo fihaonana amin’ireo olona sy fanomezan-danja ireo mpanao asa-tanàna eny ifotony. ❤️

Matetika tsy tazantsika maso ny andavanandron'izy ireo, ny fotoana sy ezaka ao ambadik’ireo zavatra tsotra ilaintsika isan’andro.☺️

Izany indrindra no ijoroanay, mitondra fampivoarana ny eny an-kianja toa an’i :

🪨 Mr Aina, mpanao haingo sy ravaka vita amin’ny vato
🎨 Mr François, mpanao artbatik
🏺 Mme Pery, mpamolavola tanimanga
🐂 Mme Vony, mpanamboatra kojakoja vita amin'ny corne de zébu
🧀 Mr Mahery, mpanao fromazy
🪕 Mr Haingo sy ny fianakaviany, mpanamboatra kabosy
🚲 Mr Mamy, mpanao miniature

𝗧𝘀𝘆 𝗵𝗼 𝗲𝗹𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗶𝗱𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗵𝗲𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗵𝗮𝗳𝗮 𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝘆 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 👀

Vaovao, fa mbola mitoetra hatrany ny maha-izy anay, satria toy ny hetsika rehetra ataonay, dia manohana ireo ankizy sy tanora marefo karakarain’ny Association Grandir à Antsirabe. 🥰

💞 Raha liana hitondra ny anjara biriky miaraka aminay ianao, no sady te hiaina aventure hafa kely, dia aza misalasala manoratra aminay 📩

👉 Message privée
📲 +261 38 38 965 65 (WhatsApp ou appel)
📧 [email protected]

Efa ho feno 50 isa ianareo no namaly hoe vonona… ka dia raikitra izany izy ity 🔥Hisy suprise miandry antsika hoan'ity ra...
08/05/2026

Efa ho feno 50 isa ianareo no namaly hoe vonona… ka dia raikitra izany izy ity 🔥

Hisy suprise miandry antsika hoan'ity randonnée faha-05 karakarainay ny 𝗮𝘀𝗮𝗯𝗼𝘁𝘀𝘆 𝟭𝟲 𝗺𝗮𝘆 ity 👀

Araho hatrany ny pejy 😉

----

🎟️ Tarif : 25.000 Ar / pax

📩 Infoline & inscription :

👉 Message privée
📲 +261 38 38 965 65 (WhatsApp ou appel)
📍 Bâtiment Grandir à Antsirabe, Ampatana (près de la Pharmacie Vakinankaratra)

📣 Places très limitées ‼️

🤭 Sahy ve 'nareo raha asintsika rando Antalaviana ny 16 Mai izao ? 📷 Zaraina amintsika ihany aloha ireo fotoana nanamari...
07/05/2026

🤭 Sahy ve 'nareo raha asintsika rando Antalaviana ny 16 Mai izao ?

📷 Zaraina amintsika ihany aloha ireo fotoana nanamarika ny asabotsy lasa teo, nandritra ny randonnée natao teny Ambohijatovo teny.

👉 𝗭𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗜𝗣 | 𝗧𝗔𝗡𝗔 ↔️ 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘💬 Maro aminareo no efa liana sy nanontany anay momba ilay zotra VIP mampifandray an’i Tan...
06/05/2026

👉 𝗭𝗢𝗧𝗥𝗔 𝗩𝗜𝗣 | 𝗧𝗔𝗡𝗔 ↔️ 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘

💬 Maro aminareo no efa liana sy nanontany anay momba ilay zotra VIP mampifandray an’i Tanà sy Antsirabe.

📣 Vaovao tsara ! 𝗠𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝟭𝟲 𝗠𝗮𝘆 izao dia hisy zotra isaky ny sabotsy sy alahady mba hanomezana fahafaham-po antsika rehetra.

Mitovy hatrany ny ora fiaingana mandritra ireo andro ireo :

𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 𝗧𝗮𝗻𝗮̀ ➡️ 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗯𝗲 : 𝟬𝟵𝗵
𝗗𝗲́𝗽𝗮𝗿𝘁 𝗔𝗻𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗯𝗲 ➡️ 𝗧𝗮𝗻𝗮̀ : 𝟭𝟲𝗵

🎫 𝗧𝗮𝗿𝗶𝗳 : 𝟯𝟳.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 / 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗲 (aller simple)

📞 𝗜𝗻𝗳𝗼𝗹𝗶𝗻𝗲 & 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 :
𝟬𝟯𝟴 𝟵𝟮 𝟵𝟲𝟱 𝟲𝟱 · 𝟬𝟯𝟴 𝟯𝟳 𝟵𝟲𝟱 𝟲𝟱

💳 Paiement Mvola : 034 42 087 48 au nom de Rencontre avec D**o (+ frais de retrait)

✨ 𝗧𝗔𝗡𝗔 → 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 | 𝗘𝗫𝗣𝗘𝗥𝗜𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗩𝗜𝗣 ✨Faly izahay mampahafantatra antsika ny fisokafan'ny ligne VIP mampifandray Tanà – A...
28/04/2026

✨ 𝗧𝗔𝗡𝗔 → 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗜𝗥𝗔𝗕𝗘 | 𝗘𝗫𝗣𝗘𝗥𝗜𝗘𝗡𝗖𝗘 𝗩𝗜𝗣 ✨

Faly izahay mampahafantatra antsika ny fisokafan'ny ligne VIP mampifandray Tanà – Antsirabe manomboka anio.

🚐 Climatisé · Spacieux · Sécurisé · Chauffeur à l'écoute

👉 Fiaingana voalohany : 𝗭𝗼𝗺𝗮 𝟬𝟭 𝗠𝗮𝘆 𝟮𝟬𝟮𝟲 amin'ny 09 ora maraina

🎫 𝗧𝗮𝗿𝗶𝗳 : 𝟯𝟳.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 / 𝗽𝗲𝗿𝘀𝗼𝗻𝗻𝗲 (aller simple)

-----

📍 Départ de Tanà sur récupération

𝗟𝗶𝗲𝘂𝘅 𝗱𝗲 𝗿𝗲́𝗰𝘂𝗽𝗲́𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 :
✅ Leader Price Ankorondrano (09h)
✅ Jovenna Marais Masay
✅ Jovenna Double Amoronakona
✅ Shell Ankadievo
✅ Jovenna Iavoloha

☕ Pause sur Ambatolampy
🏁 Arrivée sur Antsirabe (Maison de D**o Tsarasaotra)

📞 𝗜𝗻𝗳𝗼𝗹𝗶𝗻𝗲 & 𝗥𝗲́𝘀𝗲𝗿𝘃𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 :
𝟬𝟯𝟴 𝟵𝟮 𝟵𝟲𝟱 𝟲𝟱 · 𝟬𝟯𝟴 𝟯𝟳 𝟵𝟲𝟱 𝟲𝟱

📣 𝗝-𝟬𝟯 𝗮𝘃𝗮𝗻𝘁 𝗳𝗶𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗶𝗻𝘀𝗰𝗿𝗶𝗽𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀Amin'ny sabotsy 02 May indray ary ny fotoanantsika oh ! 🎟️ 𝗧𝗮𝗿𝗶𝗳 : 𝟮𝟲.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 / 𝗽𝗮𝘅INCLU...
27/04/2026

📣 𝗝-𝟬𝟯 𝗮𝘃𝗮𝗻𝘁 𝗳𝗶𝗻 𝗱𝗲𝘀 𝗶𝗻𝘀𝗰𝗿𝗶𝗽𝘁𝗶𝗼𝗻𝘀

Amin'ny sabotsy 02 May indray ary ny fotoanantsika oh !

🎟️ 𝗧𝗮𝗿𝗶𝗳 : 𝟮𝟲.𝟬𝟬𝟬 𝗔𝗿 / 𝗽𝗮𝘅

INCLUS :
✅ Transport aller-retour
✅ Guidage
✅ Frais des visites
✅ Eau filtrée (n'oubliez pas vos gourdes 😉)
✅ Assurance
✅ Contribution solidaire

📣 Équipez-vous : Chapeau, chaussures de marche, lunettes de soleil, gourde
📣 N'oubliez pas d’emporter votre déjeuner pique-nique

😉 Rejoignez-nous ! Inscrivez-vous par :

👉 Messenger
📲 +261 38 38 965 65 (WhatsApp ou appel)
📍 Bâtiment Grandir à Antsirabe, Ampatana (près de la Pharmacie Vakinankaratra)

💳 Paiement Mvola : 034 42 087 48 au nom de Rencontre avec D**o (+ frais de retrait)

Address

Lot 0512 F 391 Tsarasaotra
Tsarasaotra
110

Telephone

+261383896565

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Évasion Antsirabe by RencontreavecDago posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Évasion Antsirabe by RencontreavecDago:

Share