09/11/2025
🇲🇬📣Efa tsy eo intsony ilay orinasa lehibe nolazaina fa nanao ampimamba ny fanondranana litchi teto amintsika. Kanefa raha ny vaovao hita dia tombanana hilatsaka ny vidiny, mety ho tonga hatrany amin'ny 1 800Ariary ny kilao raha 5 000Ariary izany tamin'ny taon-dasa.