Lasy Gasy Mahajanga

Lasy Gasy Mahajanga Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lasy Gasy Mahajanga, Hotel resort, Petite Plage , Amborovy, Amborovy.

27/03/2026
Tonga indray ny vacances de Toussaint oh, ho antsika famille, association,club des femmes, groupe de jeunes tsy te hande...
30/10/2025

Tonga indray ny vacances de Toussaint oh, ho antsika famille, association,club des femmes, groupe de jeunes tsy te handeha voyage organisé, fa te haka ambiance privé sy plus de liberté
Lasy Gasy dia vonona mandrakariva handray antsika amin'izay plan de vacances mety amintsika ao amorondranomasina, sady madio no milamina.
Manao Promotion izahay amin'izao fa araraoty rizareo an!

Eh, efa  mafana tsara aty an, miakatra ny trondro sy ny crevettes 🦐,Ranomasina koa milamina tsara,Mbola misy trano libre...
19/09/2025

Eh, efa mafana tsara aty an, miakatra ny trondro sy ny crevettes 🦐,
Ranomasina koa milamina tsara,
Mbola misy trano libre ihany koa ho antsika izay mbola handeha aty sady manao promotion izahay
Tongava ary ato am Lasy Gasy Mahajanga
0340563033-0346872399

Tongasoa SeptembreMbola mitohy ihany ny vacances a, Mbola misy trano dispo chez Lasy Gasy Mahajanga anTongava manao rése...
04/09/2025

Tongasoa Septembre
Mbola mitohy ihany ny vacances a, Mbola misy trano dispo chez Lasy Gasy Mahajanga an
Tongava manao réservation

Misy promotion ho an'izay longue séjour an

Siège Ankadifotsy près Iscam
Petite plage Amborovy Mahajanga
0346872399-0340563033

25/07/2025

Mbola misy toerana dispo ho antsika izay mbola mitady an,
Tongava aingana ato amin'ny Lasy Gasy
Siège Ankadifotsy en face Iscam 0320740584-0346872399-0320563033-0340563033
Lasy Gasy Petite plage Amborovy Mahajanga

Besoin d’évasion sur la plage mais
de se sentir rester chez soi au bord
de la mer - LASY GASY Amborovy
Mahajanga est l’endroit idéal pour vous ...
Visiter nous sur https://lasygasy.com/

24/05/2025

Salama daholo ve ?
Efa mangatsiaka ny andro an, efa mila homanina ihany koa ny vacances mba hisindana kely amin'ity fiainana mirotoroto lava ity,

Tongava manao réservation ato amin'ny Lasy Gasy ary,
Bureau Ankadifotsy en face Iscam na
0320740584 /0346872399

Efa kely sisa dia ho vacances an, efa akaiky ihany koa ny examen officiel an,, noho izany homano ny fialan-tsasatra dien...
21/05/2025

Efa kely sisa dia ho vacances an, efa akaiky ihany koa ny examen officiel an,, noho izany homano ny fialan-tsasatra dieny izao, tongava manao famandrihana eto Lasy Gasy Mahajanga fa mbola misy trano dispo an,
Siège Ankadifotsy près Iscam
0320740584-0346872399

Voici nos plans tarifiaires pour cette année 2025.Merci de nous contacter pour plus d' information.
10/02/2025

Voici nos plans tarifiaires pour cette année 2025.
Merci de nous contacter pour plus d' information.

Address

Petite Plage , Amborovy
Amborovy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lasy Gasy Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Lasy Gasy Mahajanga:

Share

Category