La Sirena Ambositra

La Sirena Ambositra Bungalows, Restauration , Location salle, Location Espace Verte,Service Traiteur,Déjeuner pique-nique

Amin’ny Alatsinain’ny Pentekosta Izao indray ny fotoana antsikaaaa eee 🌸✨ Tsara foana ny mivoaka kely maka rivotra rehef...
23/05/2026

Amin’ny Alatsinain’ny Pentekosta Izao indray ny fotoana antsikaaaa eee 🌸✨

Tsara foana ny mivoaka kely maka rivotra rehefa fety mba miala sasatra sy miala ny rotoroto ☺️☺️

Fianakaviana , mpinamana, mpifankatia, aza misy misalasala fa ndao hiaraka aminay ✨✨✨✨

#2026

Maneho fankasitrahana anareo rehetra izay tonga niaraka nifaly taminay Omaly ❤️🥰 Na ny ankizy na ny lehibe 🍡🐣Tsy tonga l...
07/04/2026

Maneho fankasitrahana anareo rehetra izay tonga niaraka nifaly taminay Omaly ❤️🥰

Na ny ankizy na ny lehibe 🍡🐣

Tsy tonga lafatra ny fety ary mbola maro ny azo atao fa ho hatsaraina mian-dalana Eny ❤️🌸

Mankasitraka indrindra dia eto feno izahay

Mandray ny lanonana rehetra ny grande salle : Mariage , Baptême,Fête de famille , Réunion …

Misy traiteur ihany koa 🥓🥩🥤

Ny Bungalow misokatra 24h/7j

Aza misalasala miantsoa : 038 30 060 06

MISY SAKAFO ATOANDRO sy TSAKY TSAKY 🥓🍻🥳 Efa ao ihany ko ny kilalao ho an’ny ankizy Miandry anareo eeeee 🍻🥹🥤🥩🍡🥳🎊
06/04/2026

MISY SAKAFO ATOANDRO sy TSAKY TSAKY 🥓🍻🥳

Efa ao ihany ko ny kilalao ho an’ny ankizy

Miandry anareo eeeee 🍻🥹🥤🥩🍡🥳🎊

Efa paré ve ?? ☺️☺️🍻🍻 LUNDI DE PÂQUES 🎊🐣🍻
04/04/2026

Efa paré ve ?? ☺️☺️🍻🍻

LUNDI DE PÂQUES 🎊🐣🍻

TONGA NDRAY AGNAYYYYY🥰  Amin’ny Alatsinainy ny P***a 2026 : NDAO HIKORANA 🎉- Manomboka @ 9 Ora maraina Ho an’ny Ankizy l...
30/03/2026

TONGA NDRAY AGNAYYYYY🥰

Amin’ny Alatsinainy ny P***a 2026 : NDAO HIKORANA 🎉

- Manomboka @ 9 Ora maraina
Ho an’ny Ankizy latsaky ny 15 Taona « chasse aux Trésors , Œuf de Pâques » 🐣🎁
Ndao hilalao hiaraka aminay ooo ( sady mitsangatsangana miaraka amin’ny fianakaviana eee)

-Manomboka @ 2 ora tolokandro
Ho an’ny olon-dehibe indray
« Jeux de cartes »
Iza ilay tia milalao karatra be rehefa fivoriam-pianakaviana iny fa misy fifaninana ity ??? 🃏
Rami na belote

- Manomboka @ 5 ora hariva kousa aaa
Ndao handihy sy hifety amin’izay ary oooo 🎊

Mila manoratra anarana na miantsoa raha handray Anjara amin’ireo lalao rehetra na ilay @ 9ora na ilay @ 2ora🥰🥰🥰

Misy ny sakafo sy ny zava-pisotro amin’ny vidiny Mirary Eny an-toerana 🧋🥤🍻🍷

Ianareo sisa no andrasana 🥰

Faly miarahaba antsika amin’ny izao fetin’ny faha-65 taona ny fahaleovantena izao Ary mirary ny soa sy ny Tsara ho antsi...
26/06/2025

Faly miarahaba antsika amin’ny izao fetin’ny faha-65 taona ny fahaleovantena izao

Ary mirary ny soa sy ny Tsara ho antsika rehetra izahay eto amin’ny ℒ𝒶 𝒮𝒾𝓇ℯ𝓃𝒶 amin’izao 26 Joana 2025 izao

🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tegna samy tegna 😉😘 Tsara ny andro a 🥰🥰🥰🥰 Hoeto ny fianakaviana, ny namana , ny olon-tiana  dia tongava Ary e 😍😍 Na aty ...
09/06/2025

Tegna samy tegna 😉😘

Tsara ny andro a 🥰🥰🥰🥰

Hoeto ny fianakaviana, ny namana , ny olon-tiana dia tongava Ary e 😍😍

Na aty ko mitady namana e😉😘

03/06/2025

Hoeto ny fianakaviana , ny namana , ny olon-tiana 😍😍

Misy ny tsaky tsaky izay natao amin’ny vidina Mirary dia mirary amin’izay 😉

Ny zava-pisotro amin’ny sarany mahazatra antsika 😌😉🥰

Maimaim-poana ny fidirana ao an-toerana ny zava-pisotro no jifaintsika eeee 👌😍😉

Bungalows, Restauration , Location salle, Location Espace Verte,Service Traiteur,Déjeuner pique-nique

Entrée GRATUITE 😍😍😍😍 Lundi de Pâques 💕 Alina vao misaraka androany 🔥
21/04/2025

Entrée GRATUITE 😍😍😍😍

Lundi de Pâques 💕

Alina vao misaraka androany 🔥

✨Lundi de Pâques 2025 ✨ ‘Ndao ary hiaraka hifaly isika rehetra , na fianakaviana, na mpinamana, na mpifankatia… ☀️🔥🎤🎸 Co...
14/04/2025

✨Lundi de Pâques 2025 ✨

‘Ndao ary hiaraka hifaly isika rehetra , na fianakaviana, na mpinamana, na mpifankatia… ☀️🔥

🎤🎸 Concours : Karaoke - Open Micro

🛖🌳 Misafidy na « en salle » na « en plein air »

🍵🥤🍻🍗 Sakafo sy zava-pisotro azo @ vidiny mirary hita ety an-toerana

🚐 Transport 20 000MGA/ transfert : Aller-retour

Aza misalasala intsony , Ndao haïra hifety aminay 🥰

13/02/2025

Célébrez l’Amour avec nous ❤️⭐️

Le ℛℯ𝓈𝓉𝒶𝓊𝓇𝒶𝓃𝓉 sera ouvert à partir de demain à Midi pour vous servir 🥂

Et profitez d’une réduction de 5% , du 14 Février au 16 Février, si vous souhaitez passez une soirée ou un week-end dans nos Bungalows

Partant ?? 😍😍

Bungalows, Restauration , Location salle, Location Espace Verte,Service Traiteur,Déjeuner pique-nique

Address

Avaratr’ikelikampona Ambositra, Commune Tsarasaotra
Ambositra
203

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when La Sirena Ambositra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share