Maison d'hôtes Fahasoavana Ampefy

Maison d'hôtes Fahasoavana Ampefy Endroit bien sécurisé et très calme. Well secured and quiet place

04/07/2026

Vonona ny handray anareo izahay.Misy eau chaude , wifi, aire de jeux ho an'ny ankizy , coin barbecue...Raha tapaka ny jiro dia mandeha ny groupe électrogène .
Reservation : 0346734029

02/07/2026
Mbola vonona handray anao hatrany izahay eto amin'ny Maison d'Hôtes Fahasoavana Ampefy. Mbola misy dates maromaro afahan...
24/06/2026

Mbola vonona handray anao hatrany izahay eto amin'ny Maison d'Hôtes Fahasoavana Ampefy. Mbola misy dates maromaro afahanao manao réservation. Manasa anao hiditra mp avy hatrany. Contact : 0346734029

14/06/2026

Misaotra an'i Johan Blouts sy ny ekipany nivahiny tato aminay🙏🙏🙏
Vonona hatrany izahay ató amin'ny Maison d'hôtes Fahasoavana handray antsika rehetra.
Reservation :0346734029

Je vous présente notre chambre twin, équipée de deux lits simples confortables, idéale pour deux personnes souhaitant do...
10/06/2026

Je vous présente notre chambre twin, équipée de deux lits simples confortables, idéale pour deux personnes souhaitant dormir séparément. N'attendez plus pour réserver votre séjour ! Contactez-nous dès maintenant au 034 67 340 29.

Aty Ampefy , mandray réservation hatrany izahay. Appartement familial ,misy chambres 3 sy living iray isaky ny apparteme...
03/06/2026

Aty Ampefy , mandray réservation hatrany izahay.
Appartement familial ,misy chambres 3 sy living iray isaky ny appartement. Mahazaka 9 à 10 personnes ny appartement iray( avec wifi,eau chaude...)
Reservation : 0346734029

Misaotra an'i Sandhy sy ny ekipany nivahiny tato aminay
01/06/2026

Misaotra an'i Sandhy sy ny ekipany nivahiny tato aminay

.Repère : Plaque en béton "Ampefy".Miroso sahabo 80m dia misy plaque Maison d'hôtes Fahasoavana, misy flèche manondro à ...
29/05/2026

.Repère : Plaque en béton "Ampefy".Miroso sahabo 80m dia misy plaque Maison d'hôtes Fahasoavana, misy flèche manondro à gauche. Misy croisement amin'ilay partie gauche dia mitsofoka eo.
Mandrosoa ary e.
Contact :0346734029

Address

Ampefy Itasy
Ampefy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Maison d'hôtes Fahasoavana Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category