3MI Lodge Ampefy

3MI Lodge Ampefy Misaela,, Mickaël,, Miller (3MI)

18/09/2026

🇲🇬❤️TAMOTAMO SY RONONO
➡️ Aleo averina indray Ity sao mbola Misy tsy nahita, aza adino ny manao partage

Zavatra ilaina:
Ronono velona efa masaka 1 VERA + poudre tamotamo(CURCUMA) 1 sotro kely, afangaro tsara, sotroina mafana

Aretina sitrany:
🟢 Cancer( manasitrana cancer raha mbola tsy grave, miaro raha mbola tsy voa)
🟢 Tsy fahitan-tory
🟢 Fery anaty
🟢 Manadio rà haingana bé
🟢 Anti inflammatoire na fanafody fanaintainana
🟢 Fanafody vavony
Ohanina 10 andro misesy dia ajanona; miverina misotro indray afaka 10 andro aorianio.💛

Zarao hoan'ny hafa fa tena mahasoa

Mirary soa hatrany dia mba zarazazarao maximum fa mahasoa anao sy ny hafa merci 🙏🤗🇲🇬
Artsoa Beauté Santé & Mode

18/09/2026
Izahay rehefa vacance Mitady vola dia izao vao mba  afaka mba manao vacances e🥰🥰efa tsis olona tsony 😂😂
15/09/2026

Izahay rehefa vacance Mitady vola
dia izao vao mba afaka mba manao vacances e🥰🥰
efa tsis olona tsony 😂😂

Bonne journée ❤️
11/09/2026

Bonne journée ❤️

07/09/2026

Burger Bread

Ingredients
* 4 cups (500 g) all-purpose flour
* 2 tbsp sugar
* 1 tsp salt
* 2¼ tsp instant yeast
* 2 tbsp butter, softened
* 1 large egg
* 1 cup (240 ml) warm milk
* 2 tbsp sesame seeds
* 1 tbsp milk or beaten egg, for brushing

Joyeux anniversaire Madame 🎉🥳💐🎂❤️🙏🏽
07/09/2026

Joyeux anniversaire Madame 🎉🥳💐🎂❤️🙏🏽

07/09/2026

salama oo, vita iny ny vacances
koa mankasitraka antsika rehetra zay nandalo tato aminay 🙏🏽❤️
Ireny no vita fa mbola hiezaka hanao ny tsara hatrany izahay
mahafinaritra ny miaraka aminareo koa
Mankasitraka Tompoko 🙏🏽❤️
Na ny teto antoerana na ny avy any ivelany hisaorana avokoa
ary mbola manantena anareo @ manaraka 🥰🥰

Ny hatsaran'i Natiora Mirary tontolo andro mahafinaritra ❤️🙏🏽
03/09/2026

Ny hatsaran'i Natiora
Mirary tontolo andro mahafinaritra ❤️🙏🏽

Address

Ampefy
118

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 3MI Lodge Ampefy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category