Sisaony Andramasina

Sisaony Andramasina Hotel, Restaurant, Karaoke et Pizzeria, juste à l'entrée de la ville d'Andramasina. Ouvert de 10h à 22h. Fermé le mardi

Fiancé sy soratra 27/10/2025
03/01/2026

Fiancé sy soratra 27/10/2025

Aza hadinoina ary ny fotoanantsika ao @ Espace Sisaony Andramasina✅ ❌Tsy mis vidmpidirana ao❌ Ny consomation no obligato...
29/08/2025

Aza hadinoina ary ny fotoanantsika ao @ Espace Sisaony Andramasina✅

❌Tsy mis vidmpidirana ao❌
Ny consomation no obligatoire 🍻 🍺 ☺️

🔥 Mbola mahazo cocktail de bienvenue koa nefa rehefa tonga ao 🔥

Ny discothèque tsy adino après match👌

⚽🇲🇬 ALEFA BAREA🇲🇬⚽

01/07/2025

Shared album · Tap to view!

Maivamaivana 🎤😋
23/06/2025

Maivamaivana 🎤😋

Andao ho atomboka ny fety e!👍
16/06/2025

Andao ho atomboka ny fety e!👍

Iza daholo ilay te hanararaotra weekend lava be nefa tsy te handeha lavitra, 42 km miala ny ville fotsiny no misy anay S...
05/06/2025

Iza daholo ilay te hanararaotra weekend lava be nefa tsy te handeha lavitra, 42 km miala ny ville fotsiny no misy anay Sisaony Andramasina , hifoka rivotra madio amin'ny toerana milamina. Hisakafo, hitsangatsangana, hilalao mozika na koa hivazo. Tongava daholo e! Mila miantso mialoha raha hatory fa vitsivitsy ny chambre an👍🎷🍕.📞 0341623880.

23/05/2025

Andao hanao karaoké e!🎤🎷🎹

18/05/2025

Miaraka amin'i Tanà Camping Club – Vao teo aho no nankasitrahina ho iray amin'ireo mpankafy be azy!

Manimanitra weekend izy izany, tongava daholo hanala azy e!
09/05/2025

Manimanitra weekend izy izany, tongava daholo hanala azy e!

Iza no efa nihinana ny nem Sisaony Andramasina  😋, tsara e!
01/05/2025

Iza no efa nihinana ny nem Sisaony Andramasina 😋, tsara e!

Efa nanandrana ny cocktail i Sisaony Andramasina ve? Tongava e!
21/04/2025

Efa nanandrana ny cocktail i Sisaony Andramasina ve? Tongava e!

Te ahafantatra kokoa ny Sisaony Andramasina  ve ianareo, tongava mitsidika  ny Salon du Tourisme rural izay karakarain'n...
17/04/2025

Te ahafantatra kokoa ny Sisaony Andramasina ve ianareo, tongava mitsidika ny Salon du Tourisme rural izay karakarain'ny Zahako ny Nosiko eto Antaninarenina. Tsy misy ny vidim-pidirana e!

Address

Analamanga

Opening Hours

Tuesday 11:00 - 22:00
Wednesday 11:00 - 22:00
Thursday 11:00 - 22:00
Friday 11:00 - 22:00
Saturday 11:00 - 22:00
Sunday 11:00 - 22:00

Telephone

+261333338497

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sisaony Andramasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share