Aloe & Rosette group - Andasibe

Aloe & Rosette group - Andasibe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Aloe & Rosette group - Andasibe, Hotel & Lodging, Andasibe.

Section VIP d'Analamazaotra hôtel Andasibe
Un petit coin tranquille au milieu de la verdure, rien de mieux pour se recharger ! ^^
Nos contacts: 0386733154 - 0349229805

05/06/2026

BESOIN DE RESPIRER ? ✨🤭
Direction Aloe&Rosette Andasibe !
✅ Chambre confort : TV + Wifi + Do**he chaude + Toilettes privées
✅ Resto sur place + Room service
✅ Au cœur de la nature, à 2 pas des lémuriens
Parfait pour un week-end détox ou une escapade en amoureux ce mois de juin.
👉 Réservez vite : 038 67 331 54

Bonjour daholo,izahay ato amin'ny groupe Aloe & Rosette Hötel Andasibe dia mirary anareo Reny rehetra izay tratran'izany...
31/05/2026

Bonjour daholo,izahay ato amin'ny groupe Aloe & Rosette Hötel Andasibe dia mirary anareo Reny rehetra izay tratran'izany androany ity ,Manaova fety sambatra daholo tompoko .
Mbola manentana hatrany izahay ato & Rosette Hötel ho anareo izay mbola tsy taty aminay ,mitongava fa vonona sy faly andray anareo foana izahay tompoko .
Te:038 67 331 54
:038 66 259 63.

Lundi de Pentecôte mahafinaritra miaraka aminareo client izay mahafinaritra tahakizay iany koa , mankasitraka bedabe ho ...
25/05/2026

Lundi de Pentecôte mahafinaritra miaraka aminareo client izay mahafinaritra tahakizay iany koa , mankasitraka bedabe ho anareo izay tonga taty aminay indray nankalaza ny Pentecôte t@ity taona ity izahay équipe ato & Rosette groupe Andasibe.
Ho anareo izay Mbola te ho akaty na Mbola te iverina aty dia tsy miova ny laharana ahazonareo anay dia ny:
Tel:038 67 331 54
WhatsApp :038 66 259 63.

Toerana mety tsara ho anao izay te iala voly sy anala stress ity toerana ity .Koa raha mahaliana anao ary dia ito ny lah...
16/05/2026

Toerana mety tsara ho anao izay te iala voly sy anala stress ity toerana ity .
Koa raha mahaliana anao ary dia ito ny laharana ahazoana anay .
Te:038 67 331 54
WhatsApp :038 66 259 63.

Belle vue et belle jour, n'hésitez pas à nous contacter directement :038 67 331 54                           WhatsApp :0...
03/05/2026

Belle vue et belle jour, n'hésitez pas à nous contacter directement :038 67 331 54
WhatsApp :038 66 259 63

Ho anareo izay mila miala sasatra dia vonona ny andray anareo izahay ao  & Rosette Andasibe.Toerana milamina sy mangina ...
28/04/2026

Ho anareo izay mila miala sasatra dia vonona ny andray anareo izahay ao & Rosette Andasibe.
Toerana milamina sy mangina izay aitanareo activité: Piscine, Billard.Ping Pong,Ary Baby foot .
Koa raha Liana ianareo dia afaka miantso AVY hatrany tompoko,Tel: 038 67 331 54.
WhatsApp. :038 66 259 63.

Misaotra antsika rehetra izay Tonga nankalaza n'y fetin'ny P***a Taty & Rosette Hôtel Andasibe indray izahay tamin'ity t...
07/04/2026

Misaotra antsika rehetra izay Tonga nankalaza n'y fetin'ny P***a Taty & Rosette Hôtel Andasibe indray izahay tamin'ity taona 2026 ity.
Ary manantena ireo izay Mbola Tsy Tonga Taty aminay indray izahay Raha te akaina sy iala voly ary anala stress milamina sy mangina ary lavitra n'y Tabataba.
Afaka Tonga dia miantso avy hatrany raha Liana tompoko .
Tel:038 66 259 63 /038 67 331 54
Whatsapp:038 66 259 63

Nous sommes toujours ravis de vous accueillir.Pour plus d'informations veuillez nous contacter le numéro : 038 67 331 54...
24/03/2026

Nous sommes toujours ravis de vous accueillir.
Pour plus d'informations veuillez nous contacter le numéro : 038 67 331 54

: 038 66 259 63

Tel: 038 67 331 54 pour plus d'informations.Whatsapp : 038 66 259 63
20/03/2026

Tel: 038 67 331 54 pour plus d'informations.
Whatsapp : 038 66 259 63

Salama daoly tompoko,ho anareo izay te isitaka kely iala ny rotoroto andavanandro sy mba te aka  rivotra kely dia manolo...
19/02/2026

Salama daoly tompoko,ho anareo izay te isitaka kely iala ny rotoroto andavanandro sy mba te aka rivotra kely dia manolotra anareo toerana mahafinaritra kely izahay androany ka manasa anareo ary ho tonga aty aminay Andasibe tompoko.
Izay ahitana karazana activité maro isankarazany dia ao iany koa ny trano sy sakafo matsiro ary ny zavapisotro maro isankarazany.
Izay tsy adinoina iany koa ny fitsidihana ny vakanjavaboary Andasibe izay aitanao ny karazana biby isankarazany.
Koa raha mahaliana anareo ary dia afaka miantso avy hatrany Tel :038 67 331 54

Tel :038 66 259 63
WhatsApp. :038 66 259 63

Address

Andasibe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Aloe & Rosette group - Andasibe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share