Tisaka

Tisaka Le T-shirt, un moyen efficace pour partager nos inspirations, faire passer des messages et même servir de pubs pour nos activités.

📱+26134 08 288 31

30/07/2026

MBA HENOY KELY NGE NY KÔZIN'I RASTA E !

Jah Roots Malagasy Revolution - Roasy Mandeha Mankany
Campfire Sessions at Badass Motorcycle Community.

Araho ny pejy dia zarazarao mba ho henon'ny manodidina anao any koa 👊

FAMADIHANA 2026Manomboka amin'ny 25.000Ar no manao t-shirt.Kalitao tsara maharitra aman-taona.Lamba matevina tsara. Aza ...
24/07/2026

FAMADIHANA 2026

Manomboka amin'ny 25.000Ar no manao t-shirt.
Kalitao tsara maharitra aman-taona.
Lamba matevina tsara.

Aza misalasala manoratra na miantso mivantana!
034 79 301 55

Portez des t-shirts personnalisés qui vous définissent.Tisaka : 034 79 301 55
23/07/2026

Portez des t-shirts personnalisés qui vous définissent.

Tisaka : 034 79 301 55

Hoan'ny BOTO sy ny BITCH 🙃🤪
08/07/2026

Hoan'ny BOTO sy ny BITCH 🙃🤪

07/07/2026

ZAKARANDA

Hiran'i Lolo sy ny Tariny, nohirain'i BOLO nandritra ny Campfire Sessions tao amin'ny Badass Motorcycle Community.

04/07/2026

Mody miady ianareo nefa minamana ihany any ambadimbadika any.
Ny Malagasy manomboka leo an'izany...

🎶 Jah Roots Malagasy Revolution - Roasy mandeha mankany

Live at La Teinturerie - Association d'artistes
International Reggae Day

🎬 Brad Putt BM Souljah

03/07/2026

Andro iraisam-pirenena ho an'ny Mozika Reggae ny Alaroby 01 Jolay teo.

Nankalaza izany tao amin'ny La Teinturerie - Association d'artistes ireo mpankafy ny gadona.

Jah Roots Malagasy Revolution - Handihy Reggae
Live IRD 2026

🎬 Brad Putt BM Souljah

02/07/2026

Tsofiko rano ianao miakara amin'ny avo
Ahita izay tadiavina. . .

🎶 SAMY FALY
VOLOMBAVA / OLO Blaky / NY - Cajon & Percussion

Campfire Sessions at Badass Motorcycle Community

02/07/2026

Rehefa iainana dia iainana tsara . . .

VOLOMBAVA / OLO Blaky / NY - Cajon & Percussion

Campfire Sessions at Badass Motorcycle Community

30/06/2026

VOLOMBAVA

Address

Andranobevava
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 10:00 - 17:30
Wednesday 10:00 - 17:30
Thursday 10:00 - 17:30
Friday 10:00 - 17:30
Saturday 10:00 - 17:30

Telephone

+261347930155

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tisaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share