30/09/2026
Mila chambre mora?
Ato le Galaxi hotel restaurant Ambondrona no misy an izany
Araho tsara ny sary
Vakio tsara ny toro Marika
Tongava maro lazao n'y namanao fa mora
Salama tompoko zahay dia mampanofa chambres eto hotel restaurant Le Galaxi rehefa tonga eo tampon ny Ambondrona dia miakatra arabe ankavananao ohatrany ho any Faravohitra iny dia araho ny sary
Ny hofan ny Chambre eto Ambondrona dia:
Ar 5000 passage / h
Ar 10.000 matory
Ar 20.000 tontolo andro
Ar 10.000 n'y 2h½
Ar 12.000 n'y 3h
Ar 8000 n'y 2h
Tel 032 21 424 34
034 95 222 64
Tongava mivantana raha tsy voaray n'y tel
Ny saran ny boissons dia:
Thb gm 5000
Thb PM 3500
Jus PM 2000
Jus gm 4000
Mandrosoa tompoko
Prix en Ar daholo