Annexe Le Zoma Antaninandro

Annexe Le Zoma Antaninandro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Annexe Le Zoma Antaninandro, II G 14 Faravohatra, Faravohitra, Antananarivo.

Situé en plein centre ville, du côté d'Ataninandro et de Faravohitra, l'Annexe Le Zoma hôtel vous propose des chambres tout confort, un restaurant aux plats variés et un cadre détente pour vos soirée karaoké et cabaret.

30/08/2025

Salama daholy o
Hampifaly antsika izahay ato @ Annexe Le Zoma antaninandro ka manomboka @ 16h de hisy hirahira sy Karaoke endrasantsika ny final Barea & Maroc ka tongava fa Hafinaritra io
Fandrio dieny zao ny toerana

04/04/2025
08/02/2024

Toy izao no fandeany :
-Hivazovazo isika
-Afaka misotrosotro sy mitsakotsako
-Afaka mandray anjara ihany koa izay te ihira eny an-tsehatra
-misy Guest surprise ho avy ao
-Hisy mpaka sary matianina Tsiiry Nindrinarivelo
-Miara mifaly sy mikorana ❤️❤️❤️
Ao amin'ny Annexe Le Zoma Antaninandro ny fotoana an . . . Manomboka amin'ny 17h

Salama daholy oRy zareo tarika ARANGITA ndray no hampirevy antsika @ alarobia 14 février Saint Valentin manomboka @ 5ora...
31/01/2024

Salama daholy o
Ry zareo tarika ARANGITA ndray no hampirevy antsika @ alarobia 14 février Saint Valentin manomboka @ 5ora hariva
Tsisy vidimpidirana fa ny sakafo sy zava-pisotro no ho jifaina
Fandriho dieny zao ny toerana

Salama daholy oI SEMANJAKA indray no hampiseho ny talentany ato @ annexe Le Zoma ny sabotsy 23 décembre manomboka @ 2ora...
08/12/2023

Salama daholy o
I SEMANJAKA indray no hampiseho ny talentany ato @ annexe Le Zoma ny sabotsy 23 décembre manomboka @ 2ora tolakandro
Nasaina manomakana Ankoay sy BELAHY
Nampitondrainy ny lohateny oe
TOMANY NY GITARA
Vidim-pidirana 10 000ariary
Voafetra ny toerana

Misaotra ny Hery vaika sy ny Feo Telo izahay ato @ Le ZOMa nafinaritra
02/12/2023

Misaotra ny Hery vaika sy ny Feo Telo izahay ato @ Le ZOMa nafinaritra

Salama daholy ndray oEla2 tsika tsy nihaonaRy zareo FEO TELO miavaka indray no hampirevy antsika ny Samedi 2 décembre ma...
09/11/2023

Salama daholy ndray o
Ela2 tsika tsy nihaona
Ry zareo FEO TELO miavaka indray no hampirevy antsika ny Samedi 2 décembre manomboka @ 2ora tolakandro ,mirary ny fidirana 10 000ariary
Fandrio dieny zao ny toerana

Salama daholo. "Cabaret acoustique" ato amin'ny Annexe Le Zoma Antaninandro ny Asabotsy 1 jolay ho avy izao amin'ny 2 Or...
12/06/2023

Salama daholo.

"Cabaret acoustique" ato amin'ny Annexe Le Zoma Antaninandro ny Asabotsy 1 jolay ho avy izao amin'ny 2 Ora Sy sasany.
- Tarika Zana-Rotsy
- Tarika Filah
- Tarika 'Lay
No hanafana ny revin-tsika amin'io.
10.000 ar n'y fidirana, 15.000 ar ny famandrian-toerana.
Efa misy sakafo sy zava-pisotro eny an-toerana.

Rahariva Ary oooo
02/06/2023

Rahariva Ary oooo

"Cabaret Country" iarahana amin'i:
- Sy ao amin'ny Tarika Tsiakoraka
-
-
-

Vahiny nasiana manokana: Sy i
Ny Zoma fa 2 jona 2023 manomboka amin'ny 8 Ora hariva.

Tapakila tsotra: 20.000 ar
Famandrian-toerana: 25.000 ar.

25/05/2023

"Cabaret Country"
REVY TAMBOHO HAFAKELY andian'ny voalohany iarahana amin'i:
- Sy ao amin'ny Tarika Tsiakoraka
-
-
-

Vahiny nasaina manokana: Sy i
Ny Zoma fa 2 jona 2023 manomboka amin'ny 8 Ora hariva.

Tapakila tsotra: 20.000 ar
Famandrian-toerana: 25.000 ar.

Info Line: 033 28 218 72/ 034 38 218 72

"Cabaret Country" iarahana amin'i:-   Sy   ao amin'ny Tarika Tsiakoraka-  -  -  Vahiny nasiana manokana:   Sy i    Ny Zo...
21/05/2023

"Cabaret Country" iarahana amin'i:
- Sy ao amin'ny Tarika Tsiakoraka
-
-
-

Vahiny nasiana manokana: Sy i
Ny Zoma fa 2 jona 2023 manomboka amin'ny 8 Ora hariva.

Tapakila tsotra: 20.000 ar
Famandrian-toerana: 25.000 ar.

Address

II G 14 Faravohatra, Faravohitra
Antananarivo

Telephone

+261332821872

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Annexe Le Zoma Antaninandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share