Hôtel Pavillon NR.6 TSENA Mahamasina Madame NINIE

Hôtel Pavillon NR.6 TSENA Mahamasina Madame NINIE Mivarotra sakafo masaka,

28/06/2023

Ho anao mpianatra na mpiantsena na monina manodidina an'i Mahamasina, misy ny hotely pavillon ato amin'ny tsenan'i Mahamasina. Ato anaty tsena no misy azy ary aty amin'ny sisiny andrefana, koa aza misalasala mandroso tompoko fa misy ny karazan-tsakafo izay ilainao ato, milamina ny toerana sady madio ny toerana sy ny sakafo atolotra anao.
Kia dia misaotra mialoha tompoko,
😍🥰🙏🙏🌹🌷💐💞

Address

MAHAMASINA TSENA
Antananarivo

Telephone

+261349599354

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtel Pavillon NR.6 TSENA Mahamasina Madame NINIE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category