Tïn’ts HÔTEL

Tïn’ts HÔTEL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tïn’ts HÔTEL, Hotel, Ambohibao, Antananarivo.

*:** 🇲🇬 **Mankalaza ny faha-66 taonan’ny Fahaleovan-tena miaraka amin’ny Tint's Hôtel!** 🇲🇬Ho an'ireo te hiala voly sy h...
22/05/2026

*:** 🇲🇬 **Mankalaza ny faha-66 taonan’ny Fahaleovan-tena miaraka amin’ny Tint's Hôtel!** 🇲🇬

Ho an'ireo te hiala voly sy handositra ny tabataba (Ambiance Fety sy fialan-tsasatra)

Te handany fotoana faran'izay tsara sy milamina ve ianao sy ny malalanao na ny fianakavianao amin'ity fety dany ity? Ny Tint's Hôtel Ambohibao dia vonona hatrany handray anao am-pitiavana sy ao anaty fiononana tanteraka.

✨ **Ny tolotra ho anao:**

* Efitrano madio, milamina, ary mahafinaritra (araka ny hita amin'ny sary)

* Toerana akaiky nefa lavitry ny tabataba, fahatsorana sy kalitao no atolotray.

* Fandraisana feno tsiky sy matihanina.

📍 **Aiza ho aiza?** Etsy Ambohibao (Mifanatrika amin'ny Total, misy lalan-pave miditra 100m).

📞 **Famandrihana dieny izao (Aza miandry tara):**

034 82 705 04 / 034 81 482 85

*Tint's Hôtel – Faly mandray anareo am-pitiavana izahay!* ❤️

❤️ OFFRE SPÉCIALE SAINT-VALENTIN - Tin’ts Hôtel ❤️✨ Bienvenue chez Tin'ts Hôtel ✨Votre havre de confort et de tranquilli...
12/02/2026

❤️ OFFRE SPÉCIALE SAINT-VALENTIN - Tin’ts Hôtel ❤️
✨ Bienvenue chez Tin'ts Hôtel ✨
Votre havre de confort et de tranquillité à Ambohibao 🏨
Que ce soit pour un séjour professionnel ou un moment de détente, Tin'ts Hôtel vous accueille dans un cadre propre, confortable et chaleureux.
🛏️ Chambres soignées
🌿 Ambiance calme
🤍 Sens du détail pour votre bien-être
📍 Adresse : Ambohibao – Face Total
📞 Contact : 034 82 705 04 / 034 81 482 85.
📩 Veuillez envoyer un message privé pour toute information ou réservation.

.

✨ Bienvenue chez Tin'ts Hôtel ✨Votre havre de confort et de tranquillité à Ambohibao 🏨Que ce soit pour un séjour profess...
05/02/2026

✨ Bienvenue chez Tin'ts Hôtel ✨
Votre havre de confort et de tranquillité à Ambohibao 🏨
Que ce soit pour un séjour professionnel ou un moment de détente, Tin'ts Hôtel vous accueille dans un cadre propre, confortable et chaleureux.
🛏️ Chambres soignées
🌿 Ambiance calme
🤍 Sens du détail pour votre bien-être
📍 Adresse : Ambohibao – Face Total
📞 Contact : 034 82 705 04 / 034 81 482 85
📩 Na midira hafatra mianfina na MP pour toute information ou réservation
Tin'ts Hôtel – Home sweet home.

Mitady hôtel tsara toerana, mahazo aina ary manara-penitra ve ianao?🏨 Tin’ts Hôtels no safidinao!Efitrano madio, tontolo...
21/01/2026

Mitady hôtel tsara toerana, mahazo aina ary manara-penitra ve ianao?
🏨 Tin’ts Hôtels no safidinao!
Efitrano madio, tontolo milamina, ary fandraisana tsara ho anao.
📍 Ambohibao – Face Total
📞 Antsoy izahay: 034 82 705 04 / 034 81 482 85. Na midira hafatra mianfina na MP

✨ Tongasoa ato @ Tint’s Hôtel ✨Mitady toerana milamina, madio ary mahazo aina ? 🛏️🌿Tint’s Hôtel no safidy mety aminao.❤️...
21/01/2026

✨ Tongasoa ato @ Tint’s Hôtel ✨
Mitady toerana milamina, madio ary mahazo aina ? 🛏️🌿
Tint’s Hôtel no safidy mety aminao.
❤️ Fandraisana tsara • Fahadiovana • Filaminana
📍 Face Total Ambohibao, route pavé à 100 m
👉 Raha liana dia afaka miantso na mandefa MP
📞 034 82 705 04 / 034 81 482 85

Address

Ambohibao
Antananarivo
101

Telephone

+261348270504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tïn’ts HÔTEL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category