Chambre fy anosizato

Chambre fy anosizato Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chambre fy anosizato, Bed and Breakfast, Rue fasan karana, Antananarivo.

➡️Actualisena kely aloh ny page ➡️Ho valiana eto daholo le fanontaniana mipetak miverimberina ato ➡️ Repère raha avy any...
20/08/2025

➡️Actualisena kely aloh ny page
➡️Ho valiana eto daholo le fanontaniana mipetak miverimberina ato
➡️ Repère raha avy any anosizato ka mandeh taxi bé de miala eo Amin arrêt vaovao de somary miverina kely eo Amin 30 mètres eo.de amoron dalana eo misy moto maromaro de ao.
➡️Raha avy Aty ankadimbahoak kosa de miala arrêt vaovao de eo ampitan io mints .
➡️Efa misy sakafo ato soupe ,min sao,vary ,tsakitsaky.
➡️Boisson star,rhum,jus...
➡️NB: tsy mandray Zaza tsy ampy taona🔞🔞🔞.
➡️Plus d'infos :038 31 917 83

Salama daholo tompoko Maro be isika manontany momban chambre misy ato aminay .ho valiako daholo ireo fanontaniana miveri...
24/06/2025

Salama daholo tompoko Maro be isika manontany momban chambre misy ato aminay .ho valiako daholo ireo fanontaniana miverina berina.
Misy karazany roa ny chambre
➡️ 1 heure 5000ar / 7000ar
➡️ Nuitée 12000ar /17000ar
➡️Journée 15000ar/20.000ar
Toerana arrêt vaovao anelanelan anosizato sy stationnement fasan karana.
Tel :0383191783

❌❌❌ Raouto show case eto Amin bar mena arrêt vaovao fasan karana ❌❌❌➡️ Manomboka Amin 2 Ora tolak andro➡️Miaraka Amin DJ...
24/01/2025

❌❌❌ Raouto show case eto Amin bar mena arrêt vaovao fasan karana ❌❌❌
➡️ Manomboka Amin 2 Ora tolak andro
➡️Miaraka Amin DJ Chris Lazer
➡️ Boisson sy tsaky tsaky 🍖🥓🥗 🥃🍺🍻en place
➡️Prix d entrée mirary 10.000ar

📢📢📢ndao ndray hanala eee.🎧🥁🎵🎼🎤🍺🍺.disco mlay be avec DJ Chris laser 💿📀💽hotronon'ny iz marian sy belle Jah🎤🎼🎵.bar mena amp...
06/04/2024

📢📢📢ndao ndray hanala eee.🎧🥁🎵🎼🎤🍺🍺.disco mlay be avec DJ Chris laser 💿📀💽hotronon'ny iz marian sy belle Jah🎤🎼🎵.bar mena ampitan arrêt vaovao fasan Karana ☑️☑️🔺🔺

Ndao ndray hifety eee 😂🍺🍻🎶🎵🎧🥂🕺💃👯
30/01/2024

Ndao ndray hifety eee 😂🍺🍻🎶🎵🎧🥂🕺💃👯

Ndao ndray hifety eee 📻🎧🎵🎶🎊🎉🍢🍖🍗
18/12/2023

Ndao ndray hifety eee 📻🎧🎵🎶🎊🎉🍢🍖🍗

08/09/2023

Betsaka nareo no manontany hoe aiza ho Aiza ilay toerana🏠🏠.? Digue anosizto fasan karana ampitan arrêt vaovao. Raha avy aty anosizato de partie droite. Misy trano menamena be
Efa misy parking moto sy fiara. Ty numéro afaka atsoina 0383191783

Address

Rue Fasan Karana
Antananarivo

Telephone

+261383191783

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chambre fy anosizato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share