27/01/2026
🚗😄 Ho an’izay mitady mpamily eto Madagascar 🇲🇬
aza misalasala miantso fa efa vonona aho hitondra anareo any amin’izay aleha!
⏰ Fa aza tara e… mamandrika ho an’ny herintaona 😅
📅 satria efa feno sahady ny taona 2026 🤷♂️
Raha mbola mieritreritra ianao dia… omeko olon-kafa indray ny toeranao io 😂
👉 www.ra-michael.com