27/03/2026
Ireto avy ny tarifs ho anareo izay manontany rehetra, ary mbola tsy misy fiovana:
🥰 ny tontolo andro dia manomboka maraina hatr@ 4ora hariva, raha mihiditra après-midi kosa d hatram 5ora hariva.
🥰ny ora fatoriana dia manomboka hariva ka hatr@ 8ora maraina ny ampitso na hariva ka hatr@ 10h30 ny ampitso.
🥰Raha toa ka lera ankoatran'ireo dia mila miresak@ réceptionniste na koa miantso ny 0330235600.
Misokatra mandavan-taona izahay🩷
Ireto avy ary ny tarifs:
❤chambre tsotra 10mil Ar, do**he sy wc anatiny ary adiny 2 ka tontolo andro ihany no anjifana azy
❤chambre rano mafana misy do**he sy wc anatiny 15mil Ar ny atoandro ary ny alina 20mil Ar
❤chambre misy télé, rano mafana, do**he wc anatiny dia 20mil Ar ny atoandro ary ny alina 25mil Ar
❤chambre misy baignoire, télé, rano mafana, do**he sy wc anatiny dia 25mil Ar atoandro ary ny alina 30mil Ar
❤chambre Mini whirlpool bath, telé, rano mafana, do**he sy wc anatiny dia 30mil Ar atoandro ary ny alina 35mil Ar
❤chambre whirlpool bath be, télé, rano mafana, do**he sy wc anatiny 40mil Ar ny atoandro ary 45mil Ar ny alina
🥂misy sakafo sy boissons zay ilainao à la carte anaty chambre
💯madio sy milamina ny chambres rehetra ary manaja fepetra ny hôtel
❣misy parking malalaka be, ho an'ny fiara sy moto, misy gardien ary vavahady mihidy tsara, ho an'ireo izay t hametraka ny fiarany akaikin'ny chambre ni d mety ihany koa
💝milamina ny manodidina ary mahazo rivotra madio sy mahatazana2 tsara ny toerana
🌻ny hefitra rehetra dia malalaka tsara daholo
Tongavasoa ho an'ireo izay vao ho avy ary mankasitraka hatrany an'ireo clients fidèles anay hatramzay🙏
Contact mp na 033 02 356 00
Mirary soa
Nos tarifs sont:
🥰Chambre 15mil Ariary juste eau chaude
🥰Chambre 20mil Ariary avec télé
🥰Chambre 25mil Ariary avec baignoire
🥰Chambre familiale 30mil Ariary
🥰Chambre 30mil Ariary avec mini whirlpool bath
🥰Chambre 40mil Ariary avec whirlpool bath
🥰Ouvert 7j/7 pour vous
💁♀️Les tarifs cités ci-dessus sont illimités pour toute une journée
💁♀️Douche et WC interieurs avec eau chaude pour toutes les chambres
💁♀️Tarif nuitée est juste le tarif journée majoré de 5mil Ar
💁♀️Parking gardé et sécurisé à l'intérieur de l'hôtel
💁♀️Vue panoramique avec chambres propres et spacieuses
💁♀️L'enceinte est nettoyé journialièrement selon le contexte actuel
💁♀️Passe 10mil Ar pour 2h
❣La journée est de 6h à 16h
❣La nuitée est de 16hà 8h du matin le lendemain
❣Ou de 18h à 10h30 le lendemain
🥂Les plats et les boissons sont à la carte
🏨Avant le pont d'Ambatomirahavavy (Andromba)il y a une grande plaque à droite qui vous montre le chemin. Si vous prenez le bus G à Anosy, l'arrêt est le "sampanana Ambodisahy"😉
Venez et vous verrez😊
📞0330235600