17/07/2026
🎉 Mankasitraka antsika rehetra! 💙❤️
Faly izahay mizara aminareo fa nahatratra 2 700 mpanaraka ny pejy Mspa chez Le Grand Mellis Hotel & Spa
Isaorana indrindra ianareo rehetra noho ny fitokisana, ny fitiavana ary ny fanohanana tsy tapaka.🙏
Izao dia vao fiandohana ihany! Mbola hitondra tolotra sy traikefa tsara kokoa ho anareo izahay, mba hahafahanareo misitraka fahasalamana, fialan-tsasatra ary fikarakarana mendrika indrindra.
💆♀️ Misaotra nizara ny pejy. ❤️ Misaotra nanaraka. 🤝 Misaotra niara-dia taminay.