12/05/2026
Suivez la page 🍕
COUCOU DAHOLO !🤗
Satria moa hisokatra amin’ny fomba ofisialy izahay Le 21 Resto & Grill dia faly izahay hanolotra pizza 1 avy ho an’ ireo olona 2 voasarika amin’ity lalao izay ho karakarainay eto amin’ny pejy ity😎🍕
Tsotra kely ny dingana arahina:
1️⃣ Araho (Abonnez-vous) ny pejy Le 21 (raha mbola tsy nanao izany ianao!).
2️⃣ Zarao (Partagez) ity publication ity (ataovy mode "public").
3️⃣ Asio commentaire (Commentez) ary mentionneo namanao 5 hiaraka hilalao amintsika.
Ny zoma 15 Mai izao no atao ny fisarihana, ary ny Sabotsy 16 Mai no omena anao ny pizza ety amin’ny Le 21 Ambohimangakely 😋🎉