30/09/2026
Chez Jeanne natao ho anao mba te haka fotoana ho anao manokana, hakàna aina sy hikarakarana vatana.
Ankoatra ny chambre, sakafo sy piscine efa mahazatra antsika, dia misy tolotra vaovao koa natao ho an'ny vehivavy indrindra indrindra :
- massage
- pédicure, manucure
- épilation
- brushing
Ity Madama ity izao nanao weekend niaraka tamin'ny zanany, dia mba sady nanararaotra nanao volo sy natao péducure.
Ianao koa, tongava!
Antsoy izahay : 0347417093