Hôtel Naka Antananarivo

Hôtel Naka Antananarivo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Hôtel Naka Antananarivo, Hotel, 67ha, Antananarivo.

Hôtel Naka Annexe Behoririka, misokatra hoanao 7j/7j Ary 24h/24h.Ireto prix 'nay : Matory na nuitée : 25000ar, ( Do**he ...
08/09/2022

Hôtel Naka Annexe Behoririka, misokatra hoanao 7j/7j Ary 24h/24h.
Ireto prix 'nay :
Matory na nuitée : 25000ar, ( Do**he avec eau chaude intérieur ) 30000ar, ( do**he avec eau chaude + WC intérieur ) 35000ar. (Do**he avec eau chaude+ WC + TV intérieur)
Mandalo Na Passe temps : 1h 10.000ar , 15000ar , 2h 20000ar.

Contact : 0328995868
0349574395
Toerana misy anay dia aty behoririka juste ambany Pont eo. Misy plaque nay, ra avy eo ambony pont anao mitazana mahita lycée Renel Rakotobe Io. Iny arahana fa tsy very anao.
Misy koa lalana en face looks eo, misy plaque hoe hôtel naka annexe Io arahana .
Discret tsara toerana. Misy parking moto .
Mivarotra zava_pisotro koa izahay

Bonjour Daholo o.Faly izahay mampafantatra anareo fa misokatra hoantsika rehetra ny Hotel naka Annexe Behoririka.Ambany ...
23/08/2022

Bonjour Daholo o.
Faly izahay mampafantatra anareo fa misokatra hoantsika rehetra ny Hotel naka Annexe Behoririka.
Ambany tetezana eo misy lalana mitsofoko , ery ampitany looks koa misy plaque d iny arahina
Misy parking moto ary discret tsara ny toerana

Hôtel naka Antananarivo ( aty Ankasina ankaiky CEG 67ha no misy anay)Apartir 10.000ar ny mandaloNy matory kosa à partir ...
10/06/2022

Hôtel naka Antananarivo ( aty Ankasina ankaiky CEG 67ha no misy anay)

Apartir 10.000ar ny mandalo
Ny matory kosa à partir 25 000ar

Misy do**he daholo ny ao anatiny

Miarahaba ooo.Ny Hôtel Naka Antananarivo dia 67ha (Ankasina ) route lalambaovao , ankaiky CEG
17/02/2021

Miarahaba ooo.
Ny Hôtel Naka Antananarivo dia

67ha (Ankasina ) route lalambaovao , ankaiky CEG

Address

67ha
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hôtel Naka Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category